Vohitra nipoiran-dRadama voalohany Ambohidratrimo, ankoatry ny maha anisan’ ny ao anatin’ny vohitra roa ambin’ny folo azy. Efa tao anatin’ny Imerina efa-toko ihany koa izy talohan’izany. Vohitra iray tao anatin’ny Imerina efa-toko, ny vohitr’Ambohidratrimo Marovatana. Ny Mpanjaka Ratrimo sy Ramorabe ary Rambolamasoandro no nifandimby nanjaka teny, tamin’ny taonjato faha-16 sy faha-17. […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra 35 000 ha ny ala arovana any Tsitongambarika, faritra Anosy, tohanan’ny Fondation Fondation Hempel. Mitantana azy ny fikambanana Asity Madagasikara-Birdlife. Anisan’ny asa atao ny fanamafisana ny fiambenana sy ny fanaraha-maso, ny fanatsaarana ny velon-tenan’ny mponina. Nahatratra 27 416 ny isan’ny olona nivezivezy tao Ankify, Hell-Ville, Ambatolaoka, Ambondrona. Nanatrika ny […]
Lalaon’ny Nosy : tsy ho latsa-danja ny sehatry ny fizahantany
Fotoana goavana sy ahafahana mampahafantatra an’i Madagasikara amin’ny any ivelany ary hampiroborobona ny sehatry ny fizahantany ny lalaon’ny Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indiana (JIOI) andiany faha-11. Fotoana hisarihana mpizahatany ho tia ity nosy ity ireo 10 andro hanaovana ny lalao. Misy ny paikady entin’ny minisiteran’ ny fizahantany hanatanterahana izany. Maro […]
Maka lesona
Raikitra amin’izay ! Nanomboka omaly ny fandraisana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana. Mifanindran-dalana amin’izay ny nahavitan’ny fanaovan-tsonia ilay fifanarahana politika, novolavolain’ny Friedrich Ebert Stufftung, fikambanana alemà. Samy maneho fahavonona ny mpiantsehatra rehetra. Misy ihany anefa ny mametraka fepetra mba hisian’ny fifidianana tena madio sy […]
DHF sy FAPBM : hamafisina ny fahaiza-manao amin’ ny fiarovana ny tontolo iainana
Miara-miombon’antoka ny Fondation Danoise Hempel (DHF) sy ny Fikambanana ho an’ny faritra arovana sy ny tontolo mananaina eto Madagasikara (FAPBM). Natao sonia ny 16 aogositra teo ny fifanarahana. Mifantoka amin’ny fampiofanana arakasa maharitra ho an’ny mpiasa ny fiaraha-miasa. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny traikefa entina hiarovana ny tontolo […]




