Auteur/autrice : Adnews

Atsimo Andrefana: des élus réclament la candidature de Rajoelina

Une série d’inaugurations d’infrastructures, a encore marqué le deuxième jour de visite du chef de l’Etat, Andry Rajoelina dans la région Atsimo Andrefana, hier. Des élus en ont profité pour réclamer la candidature du chef de l’Etat, à sa succession.  Une popularité intacte. La délégation présidentielle a fait carton plein […]

La ferme d’Antanandrano

Fatigués de l’atmosphère enfumée de la ville ? Pourquoi ne pas s’échapper dans un lieu calme et naturel, comme une ferme non loin de la ville ? La ferme d’Antanandrano, située dans la commune d’Ilafy, a ouvert ses portes au public depuis trois ans. Elle offre une escapade qui plonge […]

Kitra – Amboaran’ny Filoha: hiatrika ny famaranana Antananarivo sy Toamasina

Hangotraka ny lalao famaranana, hiadiana ny amboaran’ny Filoha. Fihaonana, hatao etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, rahampi­tso alahady. Hamarana izany Antananarivo sy Toamasina. Ekipa efa diso mifankahalala tsara satria iray vondrona tany amin’ny fifanintsanana. Nisa­raka ady sahala 1 sy 1, tamin’izany. Tsontsorimamba isarahana izany ity famaranana ity. Samy manana mpilalao kalaza sy havanana avokoa ny an-daniny […]

SOMBIM-BAOVAO

Afaka enina andro. Hanomboka ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023. Fifaninanana izay hotanterahina eto amintsika, ny 25 aogositra hatramin’ny 3 septambra ho avy izao. Maherin’ny 80 ny trano fandraisam-bahiny (hotel) afaka hivantanan’ireo delegasiona, izay mahatratra 4 400 isa. Nanatanteraka lalao fitsapana tao Mahama­sina, ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, ny alakamisy lasa teo. […]