Naiditra am-ponja ao Moramanga omaly, rehefa avy natolotra ny fampanoavana, ny andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana tratra tao Moramanga. Ny sabotsy 12 aogositra teo, nitrangana fanafihana tao amin’ny toeram-pivarotana iray eo amin’ny lalana garavaky. Nanao fisafoana avy hatrany ny zandary taorian’ny fitarainana voarain’izy ireo momba ity fanafihana ity. Nahita olona maromaro […]
Auteur/autrice : Adnews
Hetsika « Tselatra » : maty voatifitra i Tsedy sy i Tsaravela
Nifanehatra tamin’ireo miaramila mpampandry tany anatin’ny hetsika « Tselatra » sy ireo antoko voalohany ao amin’ny fari-piarovana sy filaminana Matitanana, afakomaly. Tao an-tanànan’i Lohamanga, fokontany Fenoarivo 2, kaominina ambanivohitr’i Labohazo, distrikan’i Farafangana. Teo am-piomankomanana ny hanao fanafihana ireo jiolahy antsoina hoe Tsedy sy Tsaravela no nifanehatra tamin’ny miaramila. Naharay antso momba ny […]
Antohomadinika ; trano 18 levon’ny afo, fongana ny entana rehetra
Lasa lavenona tanatin’ny indray mipi-maso ny entana sy ny biby fiompy tetsy Antohomadinika, omaly. Tokantrano 18 may noho ny antony tsy fantatra mazava. Trano biriky telo niampy trano hazo am-polony, hotohoton’ny afo, teny amin’ny fokontany Antohomadinika afovoany, omaly tolakandro tamin’ny 3 ora sy sasany. « Niainga tamin’ny trano hazo iray nisy mpivarotra […]
Tir en l’air du 19 août 2023
Taekwondo : les six arbitres et juges internationaux connus
Le taekwondo se déroulera du 26 au 29 août au gymnase Mahamasina. A cet effet, les arbitres et juges internationaux qui vont officialiser en «kyourigi» ou combat et en «poomasae» ou kata pendant les quatre jours de compétition, sont connus. Il s’agit de Nicolas Randriamiandrisoa dit Ragonz (6e dan kukkiwon) […]




