Matière, création, précision, finesse, élégance, rien ne se perd avec les cornes de Zébu. Tout se crée.
Auteur/autrice : Adnews
Banky foiben’i Madagasikara : niakatra ny tahan’ny zanabola
Nivory omaly 8 aogositra, ny vaomieran’ny vola ao amin’ ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Tinapaka fa hampiakarina ny tahan’ny zanabola ao aminy ho an’ny bankim-barotra. Niakatra ho 9% ny tahan’ny zanabola ho an’ny fametrahana vola (facilités de dépôt), ary lasa 11% ny tahan’ ny findramam-bola (facilités de prêt marginal). Nahatonga […]
Vaovao tambatra
Tsy fahatomombanana amin’ny tambazotra no nahatonga ny fahatapahan’ny herinaratra, omaly, teto amin’ny faritra vitsivitsy eto an-drenivohitra. Anisan’izany ny tany Ambohidrapeto, Itaosy, Andranonahotra, Analamahitsy, Amboditsiry, Manjakaray, Anjanahary, sns. Tsy tokony hisy intsony ny delestazy. Manodidina ny 3 tapitrisa ny isan’ny orinasa na olona mivelona ao anatin’ny tsy ara-dalàna eto Madagasikara. Manodidina […]
APMF Mahajanga : manan-danja ny aroloza
Nihaona tamin’ny mpiasan’ny Antokon-draharaha misahana ny seranan-tsambo an-dranomamy sy an-dranomasina (APMF) any Mahajanga ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Ramonjavelo Valéry, ny herinandro lasa teo. Nanotrona azy koa ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga. Nohamafisiny fa manan-danja lehibe amin’ny fandrindrana ny asa an-dranomasina ny fanajana […]
Faritra Vakinankaratra : nahatratra 561 000 t ny vary vokatra ny taona 2022
Maro ny zava-bitan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) any amin’ny faritra Vakinankaratra, nanomboka ny taona 2019, 2020, 2021 ary ny 2022. Nahatratra 30 ha ny velaran-tany vaovao nohajariana ary 857 ha ny nasiam-panavaozana. Tsy nitsaha-nitombo koa ny voka-bary satria nilanja 352 959 t ny taona 2019, niakatra 453 651 t ny […]




