Tanterahina anio, eny amin’ny EPP Antsahabe, ny fampiharana ny fampiofanana nandritra ny atrikasa teatra ho an’ny ankizy, nokarakarain’ny “Compagnie Miangaly Théatre”. Naharitra 3 herinandro ny atrikasa, ary haseho ny daholobe anio ny vokatra. Efa vonona tanteraka ny mpandray anjara amin’ity seho atao anio ity. Araka ny nambaran’ny tomponandraikitra, hanana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
« Kanton’i Gasikara » : sehatra maro no nahazo tombony
Vokatra vita malagasy maro no miranty manome fahafaham-po ny mpitsidika ny fampirantiana « Kanton’i Gasikara », eny Antaninarenina. Sehatra maro no nahazo voka-tsoa tamin’ny hetsika. Anio no hifarana ity fampirantiana ity Mifarana anio ny hetsika fampirantiana «Kanton’i Gasikara», atao eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina. Sakafo, haikanto, lamba fitafy ary asa tanana malagasy […]
Tsy fandriampahalemana : namotsipotsitra ny maharary azy ireo mponina ao Menabe
Nifarana, omaly, ny fikaonandoha iraisam-paritra momba ny fiarovana sy ny filaminana (FIDS) nataon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena tao Morondava, faritra Menabe Andiany voalohany ity FIDS 2023 notanterahina tao Morondava ity fa mbola ho avy indray ny an’ny faritra hafa. Fandaharanasa novolavolain’ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena niarahana tamin’ireo olom-boafidy sy tomponandraikitra eny anivon’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Tonga teny amin’ny Ceni, nikasa ny hijery ny ahazoana ny lisi-pifidianana ny MMM, tamin’ny alalan’ny Me Rakotomalala Rija, omaly. “Azon’ny antoko politika jerena izany ary voalazan’ny lalàna ka manao izany izahay izao”, hoy izy. Nampanantena ny ahazoan’ny antoko rehetra izany ny filohan’ny Ceni. Mbola mamarana ny pitsopitsony ny teknisianina amin’izao, […]
Orthodoxe Russe any Ukraine : voahitsaka ny zo sy ny fahalalahana
Notanterahina omaly, teny amin’ny Consulat de la fédération de la Russie teny Ivandry, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, niresahana ny momba ny zava-misy iainan’ny fiangonana Orthodoxe Russe, ao Ukraine. Nandritra izany ny nanambaran’izy ireo ny fanitsakitsaha ny zo sy ny fahalalahan’ny mpino ao amin’io fiangonana io. Teo ihany koa […]




