Fiteny ny hoe tsy misy fampandrosoana raha tsy misy fandriampahalemana. Izay no miantoka ny famokarana sy ny fihariana. Tsy misy fihatsaram-piainana, raha anjakan’ny olon-dratsy izay atao. Mety ho rava sy very ao anatin’ny fotoana fohy izay nisasarana an-taona maro. Izay no maha zava-dehibe ny fampanjakana ny fandriampahalemana… maro lafy. Manomboka […]
Auteur/autrice : Adnews
Fakana bahana amin’ny fifidianana : nifanotofan’ny mpanao politika Ankaramalaza
Sehatra ihazakazahan’ny mpanao mpolitika indray ny famonjena hetsika ara-pivavahana. Rakotra azy ireo ny fanokanana mpiandry tany amin’ny toby Ankaramalaza, tamin’ity herinandro ity. Samy niatrika ny fanokanana mpiandry, natao tany amin’ny toby Ankaramalaza, eo anivon’ny fiangonana FLM ireo mpanao politika, tamin’ity herinandro ity. Anisan’izany ny kandidà Ravalomanana Marc sy ny filoha […]
Cash point voatafika : lehilahy iray voafira antsy, lasa ny 600 000 Ar
Cash point iray lasibatry ny asan-jiolahy tao amin’ny fokontany Miaramasoandro Vatofotsy, kaominina Antsirabe, ny talata 2 aogositra teo. Niandry kendry tohina ny mpivarotra sady mpanao cash point io ireo jiolahy. Nitaky avy hatrany ny vola teny amin’ny raim-pianakaviana izy ireo. Lasa ny vola. Tsy nanaiky anefa ireo olon-dratsy fa nalainy […]
TSELATRA
Lehilahy lehibe dimy nosamborin’ny polisy noho ny filokana an-dalambe teto an-dRenivohitra, afakomaly. Efa nanaovana fanentanana manokana, nanohy ny filokana hatrany izy ireo. Nosamborina, taorian’izay ay hanaovana fanadihadiana. Nampahatsiahivin’ny polisim-pirenena fa tsy azo atao ny miloka an-dalambe. Maty voatifitry ny zandary ny dahalo roa mpangalatra omby tao Soatolakandro, fokontany Ambatotsipihina, kaominina […]
Nanolana zaza miisa roa : naiditra am-ponja ilay talen’ny EPP
Zaza roa kilasy T2 niharan’ny fanararaotana ara-nofo nataona talen-tsekoly iray. Naiditra am-ponja ilay nahavanon-doza, afakomaly. Natolotra ny fampanoavana tao Ambatondrazaka, naiditra am-ponja ny talen’ny EPP iray nahavanon-doza tamina vehivavy miisa roa, afakomaly. “Efa nataony talohan’ny fialan-tsasatry ny mpianatra miisa roa io tranga io saingy nisy fiantraikany ara-pahasalamana tamin’ny iray tamin’ireo […]




