Auteur/autrice : Adnews

Suspension des cours : le Seces tranchera sur le sujet ce jour

L’ultimatum de 72 heures lancé le 11 juillet par le Syndicat des enseignants-chercheurs et chercheurs-enseignants de l’enseignement supérieur (Seces) section Antananarivo est largement dépassé. Les membres dudit syndicat vont se réunir ce jour, à l’occasion d’une assemblée générale extraordinaire qui se tiendra à Ankatso pour trancher sur la suite à […]

Herisetra, famotehana fihariana… : miraviravy tanana ireo tantsaha ao Mampikony

Iray amin’ireo distrika mampihodina ny toekarena sy ny fihariana eto Mada­gasikara, amin’ny fambolena sy fiompiana, ny distrikan’i Mampikony. Misedra olana ireo tantsaha amin’izao fotoana izao, noho ny herisetra miaro famotehana ny fiharian’izy ireo, izay ataona andian’olona miditra sy manao an-keriny ary mandroba fambolena. Manoloana izany, nisy ny hetsika nataon’ireo tantsaha […]