Sahirana ireo olona hiondrana handray « vedette » na lakana eo amin’ny seranan-dakana eo Mahavatse II, ao anatin’ny kaominina ambonivohitra Toliara amin’ny fofona (vokatry ny tay miparitaka) sy ny loto miparitaka eo an-toerana. Efa nataon’ny mpitantana ny tanàna ho laharam-pahamehana ny fahadiovana sy ny ady amin’ny fangerena ankalamanjana fa mbola sarotra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fetin’ny fahaleovantena : nanokana kermesy ho an’ny rehetra ny mpitandro ny filaminana
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny kermesy lehibe iombonan’ny mpitandro ny filaminana, atao eny amin’ny kianjan’i betongolo. Haharitra 10 andro, nanomboka omaly ary hifarana ny 26 jona hoavy izao. Tanjona ny hisian’ny fiombonam-po eo amin’ny vahoaka malagasy mandritra ny fankalazana ny fitsingerenan’ ny fetin’ny fahaleovantena. Nambaran’ny ministry ny fiarovam-pirenena, jeneraly […]
Tetikasa Haraton’Aina ao Farafangana : manomboka miarindoha ireo fianakaviana marefo
Faritra lasibatry ny rivodoza matetika ny ao Atsimo Atsinanana. Marefo vokatr’izany ireo ankohonana ka hiasa amin’ny tetikasa fiahiana sosialy. Miarindoha tsikelikely ireo ankohonana tena tafalatsaka anaty fahantrana lalina teo aloha. Miezaka mitazona ny paikady nomena rehetra izy ireo hahaleo tena ara-pivelomana manomboka izao. Fotoan-dehibe ho an’ ny distrikan’i Farafangana, faritra […]
Havàtsa-Upem : miditra amin’ny andro fahatelo ny atrikasa
Tontosaina anio, eny amin’ ny foiben’ny Havàtsa Upem, Tahala Rarihasina Analakely, ny atrikasa famoronana tantara foronina. Ny fikambanan’ny Poeta sy ny mpanoratra Havàtsa-Upem no mikarakara ny hetsika. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny iray volan’ny teny malagasy. “Anisan’ny fantsona sy fitaovana entina manabe ny tantara foronina ankehitriny. Izany indrindra no tokony […]
« Programme de participation » : tetikasa dimy nahazo fanohanana avy amin’ny Unesco
Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa « Mise en oeuvre des projets soutenus par le programme de participation 2022-2023 de l’Unesco ». Nosoniavina, omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena Anosy, ny fanomezana tohana ho an’ny tetikasa dimy misehatra eo amin’ny tontolo iandraiketan’ity sampandraharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fanabeazana sy ny kolontsaina ity. Fantatra, araka ny […]




