Hampiakarina ho 64MW ny tanjaky ny famokarana herinaratra ao Ranomafana Fianarantsoa. Tontosa ny herinandro lasa teo ny fanaovan-tsonia famatsiam-bola mikasika izany. Nahazoan’ny fanjakana malagasy vola 240 tapirisa dolara Ariary avy amin’ny masoivohon’ Sina. Nanao sonia izany ny ministry ny Raharaham-bahiny, Yvette Sylla sy ny ambasadaoron’i Sina, Zhang Wei. Tafiditra ao […]
Auteur/autrice : Adnews
Antenimierandoholona : mihamafy ny fiaraha-miasa Frantsay sy Malagasy
Nihaona tao amin’ny Lapan’i Luxembourg, tany Paris, ny delegasiona tarihin’ny filohan’ny Antenimierandoholona (PS) malagasy, Razafimahefa Heriniaina, sy ny vondrona loholona frantsay, «naman’i Madagasikara», tarihin-dRtoa loholona atsy La Réunion, Nassimah Dindar, ny 5 avrily teo. Naneho ny fahavononany hiara-kiasa amin’i Madagasikara, ny loholona avy any amin’ny departemanta sy faritra maromaro (Iles […]
Fampandrosoana ny toekarena : mitombo isa ireo resy lahatra ny hanokafana ny Base Toliara
Tsy mitsaha-mitombo ny isan’ny olona mitaky ny hanokafan’ny fanjakana indray ny orinasa Base Toliara. Miseho izany hatramin’ny nampihantonana ny tetikasa, nanomboka ny taona 2019. Isan’ny naneho izany, ny fikambanana Toko Bey Telo Tevondrone, tarihin’ny filohany, Hardy Spener, izay nanao fanambarana miezinezina, naneho ny fanohanany ity tetikasa ity, ny herinandro lasa […]
Kardinaly Tsarahazana Désiré : “Tsy handrosoana ny baranahiny
Tsy nitsisy teny fa nahitsy… “Lazaina ny zava-misy fa tsy handroso mihitsy isika raha tsy miova ny toe-tsaina baranahiny, ny tsy firaharahana ny soa iombonana, ny fihatsarambelatsihy. Ny vola no mibaiko ny rehetra dia ny fisian’ny kolikoly”, hoy ny hafatry ny Arsevekan’ny diosezin’i Toamasina sady filohan’ny Fivondronamben’ny evekana eto Madagasikara, […]
Mpiasam-panjakana eny ifotony: “Ilaina ny matihanina sy niofana ary itokisana”, hoy ny MMM
Nitohy tany Antsohihy, ny faran’ny herinandro teo, ny famelabelarana nataon’ny antoko Malagasy miara-miainga, notarihin’ny filoha nasionaliny, Andrianainarivelo Hajo. Voaresaka ny momba ny mpiasam-bahoaka miasa eny ifotony. Nambarany fa voalazan’ny Lalàmpanorenana ny mpiasam-panjakana miasa ho amin’ny fampivoarana ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana. “Ilaina ny fametrahana izany. Tokony atokisana ireo tomponandraiki-panjakana manomboka eny anivon’ny […]




