Finday miisa 664 000 sy ordinatera 1 400 no amidy ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo hahafahana mikirakira aterineto. Ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo sy ny Oniversiten’i Fianarantsoa no hanombohana azy. Nosokafan’ny filohan’ny Fanavaozana, ny KoloÂnely Randrianirina MiÂchaĂ«l, sy ireo mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana telo mirahalahy tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy teo, tetsy amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Hanomboka hiverina an-dakilasy, anio, ireo mpiÂanatra any Toamasina, araka ny fanapahan-kevitra noraiÂsin’ny Praiminisitra, teto Toamasina, nandritra ny fidinana nataony tao amin’ny CEG Ratsimilaho. Ireo mpianatra hanala fanadinam-panjakana (CEPE, BEPC, BakaloÂrea). Notsipihiny kosa fa arakaraka ny fahafahan’ny sekoly handray mpianatra no idirany amin’izay fampianarana izay. Nodiovina ny CEG Ratsimilaho tamin’ny alalan’ny […]
Fanatsarana ny fanabeazana: Nomena solosaina ny Akany Onjasoa Toamasina
Nisitraka solosaina miisa 10 avy amin’ny mpanao soa ny Akany Onjasoa ToamaÂsina, ny zoma 20 febroary. NanoÂlotra izany, ny Euro.CRM, orinasa misehatra amin’ny tontolon’ny fiantsoana iray eto amin’ ny Nosy. Nosafidiana manokana ny hanampy ireo sekoly ravan’ny rivodoza Gezani lasa teo. Anisan’izany, ny Akany Onjasoa Toamasina. “Zava-dehibe eto Madagasikara ny […]
Filazantsaran’i Matio : Vita dika amin’ny teny tanana malagasy
Navoakan’ny fikambanana Vavolombelon’i Jehovah, teny Ivato, Soamanandray ny sabotsy 14 febroary lasa teo ny fandikana ofisialy voalohany ny Filazantsaran’i Matio amin’ny tenin’ ny tanana malagasy. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa fandikana ny Baiboly manontolo amin’ny tenin’ny tanana malagasy io asa io, tetikasa izay natomboka ny volana jona 2025. Nahatratra enim-bolana teo […]
Hetsika “feminista” : Hisy oniversite manome lanja ny vehivavy sy ny siansa
Mbola miatrika tsy fitoviana sy herisetra samihafa ny vehivavy sy ny tovovavy eto Madagasikara. Manome vahana izany ny krizy politika, toekarena ary sosialy. Mikendry ny hanamaÂfisana ny lanjan’ny 8 marsa ny fikambanana Nifin’Akanga, Women Break the Silence sy ny Autisme Madagascar. Manomana heÂtsika iombonana eto AntanaÂnarivo ny 11 sy 12 […]




