L’éradication du Covid-19 serait-il envisageable pour Madagascar? « Les tendances actuelles laissent croire qu’il serait possible de venir à bout de cette maladie, sous certaines conditions, entre autres, augmenter le taux de vaccination à Madagascar, qui reste jusqu’à l’heure l’un des plus faibles en Afrique », a fait valoir un responsable au […]
Auteur/autrice : Adnews
Freddy à l’horizon: plus de 2 millions de personnes en danger
Cyclone exceptionnel de par son intensité avec des vents pouvant atteindre 300 km par heure, Freddy peut générer des dégâts colossaux et affecter plus de 2 millions de personnes. Il est prévu toucher terre entre Vatomandry et Manakara, d’ici la nuit de mardi. Selon le dernier bulletin de Météo Madagascar, […]
Zakanirina Rakotoasimbola alias Nina – Mpiandry tsatokazo
Sediem: mamatsy menaka ao Vakinankaratra
Manodina ny soja ho lasa menaka, mamatsy menaka ny faritra Vakinankaratra iray manontolo ny orinasa Sediem ao Betafo, amin’izao fotoana. Nahazo tohana teknika amin’ ny fambolena sy fitehirizana ary fanatsarana ny vokatra soja izy ireo. Mahavita manodina io vokatra io, 4 hatramin’ny 10 T isan’andro ho lasa menaka ny orinasa. […]
Atsimo Atsinanana : voandara samy hafa amin’ny vokatra kafe
Hazo maniry miroborobo any amin’ny faritra Vatovavy, Fitovinany sy Atsimo Atsinanana ny Dara, ary ny voany atao hoe voandara. Mitovy amin’ny kafe ary ny anarany amin’ny teny vahiny rahateo “café sauvage“. Hotazana izy dia atapy ary azo sotroina toy ny kafe ihany, saingy samy hafa mihitsy ny voandara sy ny […]




