Navoakan’ny Transparency International –Initiave Madagascar (TI-GM), omaly fa anjakan’ny kolikoly ny fanondranana hazo sarobidy avy any amin’ ny faritra Menabe. Fahavoazana goavana ho an’ny firenena, satria manapotika ny tontolo iainana no mahafatiantoka ny fanjakana, araka ny nambaran’ny TI-GM. Betsaka ny kolikoly amin’ ny ambaratonga samihafa , manomboka eo amin’ny fanapahana […]
Auteur/autrice : Adnews
CESC: hatao hanampy ny governemanta sy ny Antenimiera roa
Heverina ny tokony hananganana ny Filankevitra momba ny toekarena, sosialy, ary kolontsaina (CESC)*. Antony, hametraka bebe kokoa ny fandraisana anjara amin’ny fampandrosoana maharitra an’i Madagasikara. Tsy mbola tafapetraka hatramin’izao ny CESC na efa voafaritry ny Lalàmpanorenana aza izany ao amin’ny andininy faha-105. Tao anatin’ny volana maromaro, ny solontenan’ny firaisamonina sivily, […]
OPL : hihaona amin’ny Fosa Junior ny Uscafoot
Hotanterahana anio sy rahampitso ny andro fahenina ho an’ny fifaninanam-pirenena Orange Pro League (OPL), taona 2023, taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Uscafoot Analamanga sy ny Fosa Junior FC Boeny. Lalao izay hotanterahina eny amin’ny kianja Alarobia, ny alahady ho avy izao. Lalao azo heverina ho […]
Alzeria – Mouloudia Alger; efa nanao fanazaran-tena Rakool
Vita tsara ny fitiliam-pahasalamana na “visite médicale” an-dRazafindranaivo Koloina na Rakool, malagasy mpilalao baolina kitra, ao amin’ny kioba Mouloudia Alger FC (MAFC) Alzeria, ny alarobia lasa teo. Taorian’izany dia nisy ny fanazaran-tena voalohany nataon’i Rakool niaraka tamin’ireo mpilalaon’ ny MAFC, ny alakamisy lasa teo. Faly tokoa i Rakool, ary nilaza […]
Rugby – «Super Coupe Mada» : hafana ny fihaonan’ ny Cosfa sy ny FTM
Hotanterahana rahampitso ny lalao fihantsiana eo amin’ny FTM Manjakaray sy ny Cosfa miaramila. Fihaonana izay tafiditra amin’ny lalao “Super coupe Mada”, taranja Rugby, izay atao eny amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka. Anisan’ ireo fihaonana efa nandrasan’ny olona rehetra izy ity. Manana endrika toy ny lalao famaranana kely izy ity, tsy mbola […]




