Auteur/autrice : Adnews

Basikety – JIOI 2023: manao lalao fitsapana eto amintsika ny Mahorais

Raikitra indray ny lalao basikety eto Madagasikara. No­tanterahina nanomboka om­aly teny amin’ny kianja, Palais de Sport, Mahamasina, ny lalao fitsapana ny ekipa malagasy sy ny fanomanan’ ny ekipan’i Mayotte ny lala­on’ny Nosy, JIOI 2023, izay hatao eto amintsika. Araka iza­ny, nisy ny lalao izay ni­haonan’ny GNBC Ma­da­ga­si­kara sy ny ekipam- […]

Lalaon’ny nosy : mitady mpila ravinahitra ny federasion’ny lomano

Ho fanatevenana ny ekipa nasionaly malagasy hiatrika ny lalaon’ny Nosy, miantso ireo mpilomano malagasy mila ravinahitra any ivelany ny Federasiona malagasy ny lomano. Handrombaka medaly maro ny tanjona ho an’ny federasiona tsirairay mandritra ny lalaon’ny nosy hatao eto Madagasikara. Samy manana ny fomba hahatrarana ny tanjona ny mpitantana sy teknisiana. […]

Madagascar Mozarteum: hiaka-tsehatra ry Quatuor Squad

Tafiditra ao anatin’ny an­diany faha-136 ny «Con­cert classique de midi». Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely amin’ny talata 14 febroary izao, ma­nomboka amin’ny 1 ora tolakandro tsy diso, ny Quatuor Squad miaraka amin’i Tohy Ramaroson hitendry ny «contrebasse». Fandaharam-potoana nomanin-dry zareo amin’izany ny famelomana ny sanganasan’i Ludwig […]

Zarasehatra : raikitra ny «Asarama­nitra bagasy»

Tontosa ny atrikefa bagasy. Hiroso amin’ny zara sehatra indray ry zareo ao amin’ny Sehatra Bagasy. Hiavaka ny amin’ity volana febroary ity satria ao anatin’ ny «Asaramanitra bagasy» no hanatontosana izany, ny tolakandron’ny asabotsy 11 febroary izao ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola. Nanatanteraka antso ho an’ny tarika, mpanakanto mandeha […]