Vaovao lehibe ho an’ny tontolon’ny mozika malagasy: hanana solontena hifaninana mandritra ny “World Music Trophy” isika. Miandrandra fandresena ry Vakamiarina sy Takasy Hasy. Tsy mena-mitaha ny mozika malagasy! Mandray anjara amin’reo hetsika goavana maneran-tany momba ny mozika foana ireo mpanakanto malagasy. Fantatra izao fa efa any Las Vegas, Etazonia ny […]
Auteur/autrice : Adnews
“Arts visuels”… Miisa 6 ny mpandresin’ny fifaninanana “Demain sera mien”
Notontosaina ny alakamisy 26 janoary 2023, teny amin’ny Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka, ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ireo mpandresy nandritra ny fifaninanana “Demain sera mien” andiany faharoa. Ny tanora no tena nokendrena tao anatin’ny fifaninanana. Tanjon’ny mpikarakara tamin’izany ny hamoha ny talenta any anatin’ny tanora tsirairay avy any. Hisy ny fanohanana […]
Lalao manasa-dalana – « Open d’Australie »… Hifandona i Novak Djokovic sy i Tommy Paul
Hotanterahina anio ny lalao manasa-dalan’ny fifaninanana taranja tenisy “Grand Chelem Open d’Australie”. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonan’ i Novak Djokovic, mpilalao serba sy i Tommy Paul, mpilalao amerikanina. Lalao izay atao ao amin’ny kianjan’i Rod Laver Arena. Manana herijika amin’ny fandresena i Djokovic. Nandavo an’i Andrey Rublev, mpilalao […]
Kick Boxing… Mpikatroka 8 lahy sy 5 vavy hanao JIOI
Taranja anisan’ny hifaninanana amin’ny lalaon’ny Nosy ny kick boxing, sokajy Low Kick, amin’ity taona 2023 ity. Eo an-dalam-pandaminana ny fampivondronana ireo atleta hisolo tena an’i Madagasikara, ny avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny kick boxing. Atleta 13 ka 8 lahy sy 5 vavy no kasaina handray anjara, araka ny fanazavan’ny Tale […]
Andiany fahatelo… Hatao ny 5, 6, 7 mey izao
Fantatra ny daty ofisialy, hanatanterahana ny hetsika Sesam (Sports Extrêmes et Salon des Arts Martiaux), andiany fahatelo, izay hatao ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 5, 6 ary 7 mey ho avy izao. Nambaran’ny mpikarakara fa efa eo an-dalam-panomanana tanteraka ity hetsika ity izy ireo ary seho miavaka no haseho […]




