Taorian’izay 15 taona tsy nahitan’ny mpankafy tenisy any Dubai an’i Rafael Nadal, mpilalao espaniola izay, hiverina hiatrika fifaninanana « Dubai Duty Free Tennis Championships » indray izy. Izany dia hotanterahina ny 27 febroary hatramin’ny 5 marsa. Araka ny vaovao, tamin’ny taona 2008 ny lehilahy no nanao ity fifaninanana ity farany. Ankoatra izay, […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiofanana mankany Chine : mamofompofona risoriso ny fifantenana ireo atleta
Afaka iray volana raha tsy misy ny fiovana, no hanainga eto Madagasikara hihazo an’i Chine ireo atleta malagasy. Hiatrika fiofanana ho fiatrehana ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), hatao eto Madagasikara. Araka ny fanadihadiana natao, mitranga sahady ny antsojay isan-karazany, amin’ny fifantenana ireo atleta. Anisan’ireo mahatonga ny disadisa, ny tsy fahalalana […]
Amboara rezionaly U-19 : misy ligy mitaraina noho ny hala-taona
Nifarana, omaly, ny fifaninanam-paritra, taranja baolina kitra ho an’ny sokajy U-19. Fifaninanam-pirenena izay notanterahina tany amin’ireo toerana fito, toa an’Antalaha, Tsiroanomandidy, Toamasina, Taolagnaro, Ihosy, Antsirabe, Manakara. Araka izany, nisy ireo ligy nitaraina teny anivon’ny mpikarakara, amin’ny resaka hala- taona. Marihina fa tany am-piandohana dia efa nametraka ny fepetra ny eo […]
Kitra – “Chan 2023”: hivantana amin’ny TVM ireo lalao rehetra
Hifantoka any Algérie avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra manomboka ny zoma 13 janoary izao, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”. Hiaina izany mivantana ny Malagasy amin’ny alalan’ny TVM. Hita tao amin’ny pejin’ny tambajotran-tseraseran’ny fahitalavi-pirenena (TVM), omaly alatsinainy fa handeha mivantana amin’io […]
Rocade Iarivo : tapaka ny ampahan-dalana
Tapaka nanomboka omaly hatramin’ny 5 febroary ho avy izao ny ampahan-dalana eny amin’ny RN 65 eny amin’ny Rocade Iarivo. Misy fanamboarana sy fikojakojana ny ampahan-dalana eny amin’ny “rond point” Amoronakona, By-pass hatreny amin’ny “rond point” Ambohimahitsy, ny antony. Manoloana izany, misy ny fandrindrana ny lalana eny an-toerana nanomboka omaly. Tapaka […]




