Ity volana janoary ity no iray volan’ny ady atao amin’ny famarinan’olona na ny fanondranan’olona antsokosoko sy fanararaotana. Mbola lavitra ny ezaka ho an’i Madagasikara. Voalazan’ny tatitry ny masoivoho amerikanina fa tsy mahafeno ny fepetra faran’izay kely indrindra amin’ny fanafoanana ny fanondranana olona an-tsokosoko i Madagasikara. Misy ihany ny ezaka saingy […]
Auteur/autrice : Adnews
Mirado sy Reko Band : afa-po tamin’ny seho ny rehetra
Tontosa ny tolakandron’ny asabotsy 7 janoary 2023, teny amin’ny «Alliance Française d’Antananarivo» na AFT Andavamamba, ny fampisehoana niarahana tamin’ny tarika Mirado sy ny Reko Band. Seho tafiditra tao anatin’ny famaranana ny faha-75 taonan’ny AFT. Fahombiazana ho an’ny mpikarakara ary fahafaham-po ho an’ny mpankafy. «… tsy ho voafafa na oviana na […]
AFT Andavamamba : niampy ny foto-drafitrasa, manamarika ny faha-75
Hetsika maro no nentina nanamarihana ny fankalazana ny faha-75 taonan’ny “Alliance Française» eto Antananarivo, na ny AFT. Tontosa ny asabotsy teo kosa ny lanonam-pamaranana ny fankalazana, tetsy Andavamamba. Nanamarika indrindra ny lanonana ny fitokanana ny trano vaovao, izay tsangambaton’ny fankalazana rahateo. Trano vaovao lehibe, ahitana efitra fianarana miisa 9 , […]
“Le mystère d’Arivonimamo”: handeha tsy ho ela ao amin’ny Cinepax
Efa an-taonany maro no nanititika ny mponina sy ny mpandalo ireo karazana «antennes» maro ao Arivonimamo… Miala kely ny tanànan’Antaboaka, eny amin’ny Pk 48 amin’ny lalam-pirenena voalohany ny marimarina kokoa. Betsaka ny resaka mandeha hatramin’izay ny mikasika ny asany sy ny ilana azy ireto. Misy ireo efa nitsaho fa mandefa […]
Hotronin’ireo taranaka…: mitohy ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Mahaleo
Efa nialoha lalana Raoul, Nono, Fafah, Dadah ary Charles . Mbola eo kosa i Dama sy i Bekoto, ary nahadingana ny 50 taona nisiany tamin’iny taona nivalona iny ny Mahaleo. Mitohy ny lalana sy ny fampisehoana miaraka amin’ieo taranaka… Be ny vita… Fa tsy mbola tapitra kosa ny fankalazana ny […]




