Vita ny fitetezana ireo distrika , amin’ny lalam-pirenena fahafito, nitondrana tolotra ara-pahasalamana (ivelan’ny fandidiana) ho an’ireo olona sima molotra na vaky lanilany notontosaina nandritra ny 10 andro miaraka amin’ny «Opération Smile» sy ny mpiray ombon’antoka tao anatin’ny « Opération Smile tour ». 160 ny olona nisitraka ny tolotra nentin’ny mpiasan’ny fahasalamana tamin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Sady mianatra no miasa: hampiharina eto Madagasikara amin’ny sekoly teknika
Hanaovana andrana eto Madagasikara ny fampiarahana avy hatrany ny fianarana sy asa ho an’ny fampianarana teknika. Mametraka ny fototra ny mpiray ombon’antoka amin’ny fanatanterahana izany amin’izao fotoana izao. Hanaovana andrana hampiharina eto Madagasikara ny fampiarahana ny fianarana sy ny asa avy hatrany ho an’ny fampianarana teknika. Tanjona ny hampahomby ny […]
Eran-tany
Mararin’ny Covid izao ny fihodin’ny toekarena any Chine. Ampiharina ny hamehana ara-pahasalamana noho ny firongatry ny Covid amin’izao fotoana izao any Chine. Voadona mivantana ireo indostria samihafa, fitaterana, trano fandraisam-bahiny na fizahan-tany. Misy ihany anefa ny tanàna sasany manalefaka ny fepetra raisina hanomezana aina kely ny toekarena. Tsy mandray solika […]
“Archipelagic and Island States forum”: ahafahana mamokatra angovo ny lomo-dranomasina
Nandray anjara tamin’ny « Blue Innovation Solution Conférence », fikaonandoha hitadiavana ireo fomba fiasa vaovao hiarovana ny harena tontosaina ao Indonesia, ny solotena malagasy notarihin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, ny Jly Rakotonirina Richard, omaly. Nodinihina tamin’izany ny paikady iraisana amin’ny fiarovana ny sisin-dranomasina sy ny fitantanana ny harena an-dranomasina amin’ny […]
Minisiteran’ny Toekarena sy ny vola: manentana ny mpiasa rehetra hiady amin’ny kolikoly
Ao anatin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ady amin’ny kolikoly, 9 desambra, ny minisitera’ny Toekarena sy vola, manokana herinandro hiadiana amin’ny kolikoly nanomboka omaly 5 desambra. Voalohany ny misy hetsika fanentanana toy izao fa ny ady mitohy hatrany eto amin’ny firenena manamarika io fotoana io. Tanjona ny hampahafantatra sy hampandray anjara […]




