Auteur/autrice : Adnews

Hazakazaka anaty natiora : Nampitomboina ny halaviran-dalana hifaninanana

Manatsara ny fifaninanana amin’ny hazakazaka anaty natiora hatrany ireo tomponandraikitra ao amin’ny fikambanana Ultra Trail des O’Plateau (Utop). Ho an’ity andiany faha-17 ity, nampitomboina ny halaviran-dalana amin’ireo sedra miisa 5. Ankoatra izay, handeha hiatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena izay mandresy na eo amin’ny lehilahy na ny vehivavy. Hiavaka ny andiany faha-17 […]

VAOVAO TAMBATRA

Laharana fahenina amin’ireo firenena azo tsidihina aty Afrika, ho an’ity taona 2026 ity, i Mada­gasikara, raha ny navoakan’ny Business Insider Africa. Mitana ny laharana voalohany ny Nosy Maorisy, manaraka i Botswana sy Namibia. Na izany, miavaka i Madagasikara matoa tafiditra ao anatin’ny firenena 10 voalohany amin’ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe […]

Banky Sipem: Tohanana manokana ny vehivavy mpandraharaha

Vehivavy ny 30% ny mpandraharaha eto Mada­gasikara. Toy izany koa ny 61% ny mpanjifan’ny banky Sipem. Noho ireo, manome lanja manokana ny vehivavy mpandraharaha ity banky ity. Anisan’ny olana sedrain’ny vehivavy ny hasarotan’ny fahazoana famatsiam-bola. Nambaran’ny tale jeneraly lefitra (DGA) ny banky Sipem, Randriatsimialona Lanja, fa “omena tolotra manokana mifanandrify […]

Fanitarana ny Agoa : Andrasana ny valin-tenin’ ny loholona amerikanina

Andrasana amin’ny faran’ny volana ny fanapahan-kevitry ny loholona amerikanina mahakasika ny fanitarana ho telo taona ny African Growth and Opportunity Act (Agoa). Ny herinandro teo, nanao ny adisisika sy ny ezaka rehetra handresen-dahatra ireo loholona amerikanina tany Washington ny delegasionina malagasy. «Mety hisy ny latsabato amin’ny faran’ny volana, izay mety […]

Madagascar Airlines : Hampiasa ny fiaramanidin’ ny Tafika

Hampiasa ny fiaramanidin’ny Tafika Malagasy, LET- 410, ny kaompania Madagascar Airlines. Hanamora ny fitaterana ny vokatra any an-toerana izany, ary koa ho an’ny fizahantany. Voakasik’izany ny zotra ana habakabaka mampitohy an’i Toamasina, Sainte-Marie, Antalaha, Ma­roantsetra, Sambava, Antsi­ranana, Nosy Be. Nosan­tarina, omaly, ity zotra ity an­tsoina hoe Zébu Air. Fanda­haranasa entina […]