Auteur/autrice : Adnews

CHU-GOB Befelatanana: des équipements médicaux de pointe du Japon

La coopération entre Ma­dagascar et le Japon franchit une nouvelle étape dans le domaine de la santé maternelle et infantile. Le Centre hospitalier Universi­taire de Gynécologie-obstétrique de Befelatanana (CHU-GOB), pilier national de la prise en charge des mères et des nouveau-nés, a bénéficié ven­dredi d’un important lot d’équipements médicaux destinés […]

TSELATRA

Olona 15 narary tratran’ny fahapoizinana ara-tsakafo faobe (TIAC) tany Toamasina, raha ny tatitra navoakan’ny avy amin’ny DSRP Atsinanana, omaly. Nai­ditra hopitaly any amin’ny CHU Analankinina Toama­sina izy rehetra ireo. Namonjy fety fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao iray tany an-toerana izy ireo, afakomaly. Samy nivalana, nandoa, fanina, narary an-doha avokoa ny […]

Nangalatra sy saika hanolana : Lehilahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka

Lehilahy iray 25 taona, matin’ny fitsaram-bahoaka tetsy Ambatomaro Fétiche, omaly hariva tokony tamin’ny 2 ora sy fahefany tolakandro. Raha ny vaovao voaray, na­nendaka ary saika mbola hanolana vehivavy 18 taona iray, mipetraka eny Amboan­jombe, io lehilahy io sy ny namany iray hafa. Hitan’ny fokonolona izy ireo, ka nifanenjehana. Tratran’ny olona […]