Auteur/autrice : Adnews

Fifanakalozana ara-barotra : Nampidi-bola mitentina 595,2 tapitrisa dolara

Nihatsara ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Etazonia sy i Madagasikara nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Tafakatra 595,2 tapitrisa dolara ny sandan’ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Madagasikara sy Etazonia nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Ma­hatratra 546,3 tapitrisa do­lara kosa ny sandan’ny fanondranana niditra teo amin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Tsy hatao eto Madagasikara indray ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja karate, sokajy Cadets, Juniors ary Seniors, amin’ity taona 2026 ity, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasionina ny taranja karate eto Afrika (UFAK), taorian’ny fivoriana notanterahina ny herinandro lasa teo. Araka ny fantatra, i Alzeria indray no handray izany, ary […]

MPITSARA AO AMIN’NY FIFA: Niampy fito indray ny Malagasy

Nitombo isa ny matihanina! Nivoaka omaly, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Federasionina iraisam-pirenena ny baolina kitra (Fifa), ny lisitr’ireo mpitsara maneran-tany mpikambana ao aminy. Manana solontena 21 mianadahy i Madagasikara amin’izany, ka ny fito amin’izy ireo, dia sambany no hiditra amin’izany sehatra tahaka izao. Araka ny fikarohana natao omaly, miisa enina ny […]