Hiavaka ny « Zarasehatra » hotanterahina anio tolakandro, etsy amin’ny efitrano malalaky ny Trano fiantohana Aro Antsahavola. Ankoatra ny fihirana, hampahafantatra ireo tantara niforonany sy ny lalana nodiavin’ny hira tsirairay ny tarika R’Imbosa. Hifanindran-dalana amin’izany ny tantaran’ireo mpamoron-kira. Anisan’izany i Justin Rainizanabololona, Samuel Rahamefy, Justin Rajoro, Naka Rabemanantsoa, Naly Rakotofiringa, sns. Iray […]
Auteur/autrice : Adnews
« Ainteny » : Roa andro hanomezan-danja ny teny malagasy
Sehatra maro no ampiasana sy azo anomezan-danja ny teny malagasy. Sokajy maromaro amin’ireo no hasongadina mandritra ny roa andro. «Ainteny». Tsy diso fanoratra akory fa tena izay mihitsy no anarana nampisalorana ny hetsika. « Ainteny, satria aina ny teny. Miaina ny teny. Aintsika Malagasy tsirairay sy ny firenena ny teny. Isika […]
« Foara Fibre Yas »: Internet maimaimpoana mandritra ny 2 volana
Hatao ny 18 sy ny 19 jona 2026 ho avy izao ny « Foara Fibre Yas » eny amin’ny Zaridaina Antaninarenina. Nohazavain’ny tomponandraikitry ny fanentanana ao amin’ny orinasa Yas, Ramatoa Rakotoanosy Anja Nomena, omaly, fa tanjona ny fanakaikezana bebe kokoa ny mpanjifa. Anisan’ny tena hampahafantarina ny mpanjifa amin’ireo fotoana ireo ny mahakasika […]
VAOVAO TAMBATRA
Miato ny fampiharana ilay hetra TVM na Haba amin’ny fiara enti-milina. Izay ny fepetra noraisin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, ny 11 jona teo. Nambarany fa efa nolanian’ny Antenimiera roa tonta io hetra io, tao anaty tetibola 2026, mialoha ny fijoroan’ny fitondrana Fanavaozana. Antony nampiatoana ny TVM ny fitsinjovana ny […]
Cosmos Morondava : Fihenam-bidy 70% amin’ny entana
Mitondra fampandrosoana sady manome asa eny ifotony ny magazay Cosmos. Nisokatra ny 11 jona teo ny tranombarotra Cosmos any Morondava, magazay faha-22. Dingana vaovao, hanehoany ny fanatonana akaiky kokoa ny mpanjifa any amin’iny faritra iny sy ny manodidina izao. Toy ny any Ambatolahy, Malaimbandy, Ankilizato, Mahabo, Miandrivazo, sns. Ho hitan’ny […]




