Auteur/autrice : Adnews

Lavitra andriana

  Mampalahelo ny manjo ireo vahoaka any ambanivohitra rehetra any. Toa hanjakazakan’ny manampahefana sy ny tomponandraikitra mba manana ny fahafahana manao izany. Trangam-piarahamonina sady raharaha politika anisan’ny mampitaraina ny mponina ihany koa ny fomba amam-panaon’ny olom-boatendry sasany. Manao tian-kano tsy tia an-kano. Hanairana ny minisitra isan’ambaratonga ny mahakasika ny solontenan’izy […]

Fihaonana maromaro tany Dubai : Nikaro-bahaolana momba ny angovo sy rano ny filoha

Nivahiny 24 ora tany Dubaï, ny 9 desambra lasa teo, ary nitodi-doha teto an-tanindrazana, ny 10 desambra alina, ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Fihaonana maromaro no nataony tamin’izany, araka ny namba­ran’ny gazety Africa Intelligence. Anisan’ny nihaona taminy ireo diplaomaty any Emi­rats arabo mitambatra, toy ny Sekreteram-panjakana misahana ny fifandrai­sana […]