Auteur/autrice : Adnews

Kitra – «Tournoi des Grands Elites» : Tsara toerana ny Disciples FC

Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianjan’ny Velodrome Antsirabe, ny andro farany amin’ny fifaninanana «Tournoi des grands élites», taranja baolina kitra. Tsara toerana amin’ity fifanintsanana ity, ha­treto, ny Disciples FC Vaki­nankaratra. Raha tsiahivina, lavon’izy ireo tamin’ny isa 8 no ho 1, ny alakamisy lasa teo, ny As Valahara, tompondakan’i Vakinankaratra. Hifanandrina amin’ny […]

« Momota Tic Tac Show» : Hira, dihy, cirque, hatsikana ary lalao ho an’ny ankizy

Zava-baovao no haseho. Anisan’ny fampanantenana nataon’i Momota sy ny eki­pany, miaraka amin’ny mpi­karakara io, omaly. « Cirque Mo­mota Tic Tac Show » ny lohateniny, izay hotontosaina raha­mpitso, manomboka amin’ ny 2 ora sy sasany, ao amin’ ny Lapan’ny fanatanjahan­tena Mahama­sina. « Hitondra zava-baovao ho an’ny ankizy izahay, asehonay koa fa izahay mahafeno Palais […]

Rugby – “XXL Top 12”: Hifampitady ny Uscar sy ny CEA An­dra­nomanalina

Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny andro fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”. Lalao telo no voalahatra amin’izany ka anisan’ny hisongadina ny fifanandrinan’ny CEA Andranomanalina sy ny Uscar Antananarivo Renivohitra. Hitohy rahampitso, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapaneka, toa ny mahazatra ny fifanintsa­nana hiadiana ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nitory ny filoha Rajoelina eny amin’ny Anteni­mierampirenena ny Gen Z. Nanoratra antontan-kevitra sy fitoriana iampangana azy izy ireo ka miompana amin’ny And. faha-131 ao amin’ny Lalàmpanorenana izany. Anisany ny famadihana tanindrazana sy ny fani­tsakitsahana miverimberina ny Lalàmpanorenana. Niantso ireo depiote hankato izany izy ireo. Hitohy anio, ao Antsirabe, ny fihaonan’ny […]

Antoko politika : Hofaranana amin’ny fifanarahana ny fikaonandoha

“Aleo ny samy mpanao politika hiaraka hikaondoha sy hifanasa vangy, ary ho tonga amin’ny fifanarahana amin’ny fanaovana politika amin’ny fomba hitondrana ny raharaham-pirenena.” Io ny fanazavan’ny mpandrindra eo ani­von’ny Sehatra ifanakalozan’ ny antoko politika eto Mada­gasikara (Siap) sady sekre­tera nasionalin’ny Arema, Ratsiraka Annick, momba ny fikaonandohan’ireo antoko politika 60 eo […]