Gen Z Madagasikara Ofisialy, change de ton et de discours. Dans une déclaration officielle publiée sur Facebook, cette faction du mouvement Gen Z, condamne toute tentative de déstabilisation et tout projet de coup d’Etat, tout en appelant au calme et à la dissolution des institutions. Face aux « problèmes sociaux […]
Auteur/autrice : Adnews
Antsa fiombonana: Hanao tantsoroka ho an’ny fanabeazana ireo poeta
Hanatontosa ny “Tantsoroka ho an’ny fanabeazana”, eny Ambohidrabiby, ireo vondrona poeta, iarahana amin-dry Harisoa, Ny Voary, Domoina Fitiavana, Masonalina, Dah nex, Orima, Dakoto, Soratra Fanahy, Misaina Ratovo, Ny Voary Andrianombahy, ny 21 jona ho avy izao. Vokatry ny fahatsapana fa manana adidy amin’ny Tanindrazana iombonana ny poeta, indrindra amin’izao Iray […]
Baolina kitra – Mondial 2026: Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana
Notontosaina, omaly, tao amin’ny kianjan’ny Azteca, Meksika, ny lanonam-panokafana ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja baolina kitra “Mondial 2026”. Nakotroka ny fanokafana, izay nahitana karazana seho mampahatsiahy ny tantaran’ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, eo ihany koa, ny hira izay maneho ny kolontsain’ i Meksika sy Etazonia ary i Canada, izay firenena […]
INDRAY MIJERY
Ny tetikasa Mianatra dia miompana amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana toy ny fampisakafoana an-tsekoly sy ny zaridaina an-tsekoly. Eo koa ny fahasalaman’ny mpianatra, ny momba ny rano, fanadiovana, fiodiovana, ny fanentanana ny fiarahamonina amin’ny fananganana FEFFI ara-pomba demokratika…. 35 ireo sekoly ao amin’ny Cisco Toliara I sy Toliara II, Dren […]
Fanehoana firaisankina : Notolorana vatsy ny ankizy tsy salama eny amin’ny hopitaly
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny fahaleovantena, nitsidika sy nankahery ary nitondra vatsy ho an’ireo ankizy tsy salama manaraka fitsaboana eny amin’ireo hopitalim-panjakana lehibe eto Antananarivo ny solontenan’ny fitondram-panjakana. Notarihin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, kolonely Randrianirina Michaël izany, tamin’ity herinandro ity. Fitsidihana izay maneho indray ny fiaraha-mientan’ny fitondram-panjakana […]




