Auteur/autrice : Adnews

Niomerika : Tsy mifandanja ny fisitrahana ny internet

Mivoatra ny niomerika eto Madagasikara saingy mbola vitsy ireo misitraka sy mampiasa izany, indrindra any amin’ny tontolo ambanivohitra. Mitotaly 6,3 % amin’ny fi­diram-bola ankapobeny ho an’ny mpanjifa iray ny saran’ny internety 2Go eto amintsika, izany hoe, avo roa heny amin’ny vidiny aty Afrika (3,5%), raha ny tatitra navoakan’ny Banky Iraisam-pirenena. […]

Indri-Miarakap-Kinome : Toekarena maitso miteraka fampandrosoana haingana

Atao eto Antananarivo, omaly 9 sy anio 10 desambra, ny fikaonandoha iraisam-pirenena. Fihaonana mifantoka amin’ ny fametrahana fanamby hikarohana vahaolana hisian’ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny toekarena maitso. Miaraka mikarakara ny fotoana, ny Indri, ny Miarakap, ny Econo­mic Policy Network ary ny Kinome. Nanatrika tao daholo ny sehatra avy amin’ny fanjakana, ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nanamafy ny FFKM fa anisan’ny nasaina ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, amin’ny fanokafana ny fikaonandoham-pirenena, anio, eny Ivato. Namba­ran’izy ireo fa misokatra ho an’ny rehetra ny fandraisana anjara amin’izany. « Diniky ny samy Malagasy ary vatsian’ny Malagasy vola », hoy izy ireo. Mbola hisy fampiofanana sy fanamafisana traikefa ho an’ireo hiatrika […]

Dr kolonely Zafitasondry Marcellin : “Sahia mitoroka trangana kolikoly ianareo vahoaka”

“Raha misy trangana kolikoly aminareo vahoaka, sahia mitoroka”, hoy ny mpanolo­tsaina avo eo anivon’ny Fiadi­diana ny Fanavaozana ny Re­poblika, ny Dr kolonely Zafi­tasondry Marcellin, tamin’ny fitokanana ny birao vaovaon’ny Bianco, 104 tapitrisa no na­namboarana azy, izay fandraisana fitarainana tsy lavitra ny Lapan’ny fitsarana, Anosy, tao anatin’ny Andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny […]