Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny “Bazar de Noël”, andiany faha-63. Hetsika nokarakarain’ny fikambanana Wednesday Morning Group (WMG). Tonga maro teny an-toerana ireo mpitsidika nanomboka tamin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 5 ora hariva. “Nahafapo ny hetsika satria nahitana ireo entana sy zavatra tena ilaina amin’ny fanomanana ny fankalazana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz
Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands sy ny orinasa Vitogaz Madagasikara. Nanatanteraka izany, ny tale jeneraly ny Promodim, Rabarijhon Francis, sy ny tale jeneraly ny Vitogaz, Andriamampianina Zo. Mifantoka amin’ny fanamorana ny hahazoan’ny tokantrano malagasy, ny fampiasana entona […]
VAOVAO TAMBATRA
Haverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana Lakandrano Pangalana. Hojerena amin’ity volana desambra ity ny paikady horaisina hanatanterahana izany, amin’ny alalan’ny hoenti-manana eto an-toerana, fa tsy voatery hiantehitra amin’ny famatsiam-bola avy any ivelany. Hiahy ny fanatanterahana izany ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’ andro, hikaroka ny fiaraha-miombon’antoka samihafa azo atao. […]
Orinasa afakaba : Fangatahana « agréement »
Nikarakara fivoriana loabary an-dasy ny zoma teo, ny minisiteran’ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny tsy miankina (MIDSP) sy ny EDBM (Economic Developmemt Board of Madagascar), niaraka tamin’ny mpandraharaha tsy miankina, sy ny rafi-panjakana samihafa ary ny mpikambana anaty Vaomiera iraisan’ny minisitera (CTI). Fifanakalozan-kevitra, nifantoka tamin’ny fahazoana fahazoan-dalana ho an’ny orinasa […]
« Red Circle » andiany faharoa : Tsy afa-miala amin’ny niomerika ny fitantanana orinasa
Natao ny 20 novambra teo, ny fikaonandohan’ny mpandraharaha ara-toekarena, ny « Red Circle », andiany faharoa. Lohahevitra nodinihina ny hoe, « ny « Cyber-Résilience », zava-dehibe amin’ny fitantanana maharitra sy mahatsara endrika ny orinasa ». Nikarakara ny fotoana ny Airtel Business, misahana ny fandraharahana ao amin’ny orinasa. Manodidina ny 80 ny nandray anjara teny amin’ny Novotel […]




