Auteur/autrice : Adnews

FANTINA sy FINTINA

Hentitra ny filoham-panjakana, ny Kly Ran­drianirina Michaël, nanoloana ny praiminisitra sy ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta, afakomaly, tamin’ny filankevitry ny minisitra. « Manomboka amin’ny tsirairay ny fanovana sy ny fanavaozana. Asa ihany koa ny antsika fa tsy kabary », hoy izy. Nanambara ny minisitra misahana ny Raha­raham-bahiny, Razanahamasoa Christine, fa hisy […]

Minisitra teo aloha, Andriantsitohaina Naina: « Hitsahatra amin’ny sehatra politika aho… »

Efa minisitry ny Raha­raham-bahiny sy minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy fanajariana ny tany ary ben’ny Tanànan’Antananarivo, An­drian­tsitohaina Naina. Nanao veloma tamim-pitoniana sy tsy nisy raorao ary tao anatin’ny mangarahara ny tontolo politika sy ny andraikitra noraisiny ny tenany, omaly, tetsy Ano­sy. « Andro ialako amin’ny se­hatra politika sy ny fiainam-bahoaka androany. Miala […]

Horonantsarimihetsika 

  Mihazakazaka kely indray aloha ny toe-draharaha politika tao anatin’ny 48 ora. Nipetraka ny governemanta izay voalaza hiasa sy hanome vokatra anatin’ny roa volana! Mba marina ve izany ry zareo? Koa na ny fametrahana olona sy fanovana ny firafitry ny minisitera aza ve ho vita ao anatin’izany. Sanatrian’ny vava ho […]

Birao maharitry ny Antenimiera : Naongana avokoa ny depiote Irmar

Nivadika ny rasa, teny Tsimbazaza. Voaongana avokoa ny depiote avy amin’ny Irmar, nandrafitra ny birao maharitry ny Antenimierampirenena. Lasan’ny Firaisankina ny maro an’isa. Notanterahina omaly, ny fifidianana ireo handrafitra ny birao maharitra eo anivon’ny Antenimie­ram­pirenena. Nilamina ihany iza­ny na teo aza ny olan’ny fahamaroan’ireo kandidà. Eo koa ny fiovan’ireo depiote […]

TSELATRA

Nodimandry ny alin’ny talata lasa teo, teny amin’ny hopitaly Soavinandriana, ny Colonel Ranaivoarison Théodule Edith. Efa narary efa ela ary notsaboina teny an-toerana ny tenany izao tsy tana izao ny ainy. Efa nitazona andraikitra amin’ny maha kaomandin’ny Groupement de la Gendarmerie Atsinanana. Efa nitazona andraikitra CIRGN Toamasina ihany koa ny […]