Tonga eny Ambohimanambola ireo fitaovana ahafahana mamelona ireo milina miisa telo simba mpamokatra herinaratry ny Jirama. Mitentinta hatrany amin’ny 3 miliara Ar ireo fitaovana ireo. Hiampy 20MW ny famokarana herinanatra eto an-toerana, aorian’ny fanamboarana ary hihena ny fahatapahan-jiro lavareny. Marihina fa manodidina ny 10 andro isaky ny milina ny fanamboarana […]
Auteur/autrice : Adnews
“Poesam 2025”: Azon’i Mitao Forecast Africa ny loka voalohany
Natao ny zoma teo, tetsy amin’ny Orange Digital Center Soarano, ny fanolorana ny loka ho an’ireo mendrika tamin’ny fifaninanana «Prix Orange de l’entrepreneur social en Afrique et Moyen-Orient», Poesam 2025. Nibata ny laharana voalohany ny Mitao Forecast Africa. Tetikasa miompana amin’ny fampiasana ny teknolojia haminavinana ny toetr’andro sy hiarovana ny […]
“First Global Challenge”-Panama : Haneho ny fahaizany ny Team FGC Madagascar
Hotanterahina ao Panama, ny 29 oktobra ka hatramin’ny 1 novambra, ny fifaninanana iraisam-pirenena « First Global Challenge 2025 » (FGC) momba ny robotika. Lohahevitra amin’ity taona ity ny « Éco-Équilibre », izay andraisan’anjaran’ireo tanora marobe avy amina firenena maherin’ny 190. Hisolo tena an’i Madagasikara i Nathan, Hanniel, Barisoa ary Sylvio. […]
Seranan-tsambon’i Toamasina : Mahazaka kaontenera 4 500 ny « Terre-plein Hastie »
Efa miasa ary afaka mandray kaontenera hatramin’ny 4 500 ny « terre-plein Hastie » vaovao ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ankehitriny. Vita ny 72 % ny asa fanitarana ny seranana amin’ny ankapobeny. Mitohy ny fanavaozana sy fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina. Anisan’ny asa goavana tanterahina ny fametrahana ny « terre-plein Hastie » […]
INDRAY MIJERY
Tontosa tao Marseille, Frantsa, ny 16 hatramin’ny 18 oktobra lasa teo, ny fifaninanana «WorldSkills France 2025». Nandray anjara tamin’izany i Madagasikara, tamin’ny alalan’ny tetikasa Formapro BTP izay ifantohan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa (METFP) ary tohanan’ny AFD sy ny CNEF BTP. Tanora efatra no nisolo tena ny firenena […]




