Zava-dehibe ho an’ny Malagasy ny fahazoana vatsim-pianarana any ivelany. Miisa 23 ny mpianatra ao amin’ny sekoly tiorka Maarif eny Talatamaty hisitraka izany amin’ity taona 2025 ity. Mpianatra 6 no hahazo ny vatsim-pianarana YTB, omen’ny fanjakana tiorka, ary 17 hafa omen’ny sekoly Maarif. Hanainga eto Madagasikara rahampitso izy ireo. Manome fahafahana […]
Auteur/autrice : Adnews
Sekoly ambony politeknika : Hisitraka rano afaka iray volana
Nijery ifotony ny olan’ny mpianatra eny amin’ny sekoly ambony politeknika Vontovorona ny kolonely Rampanarivo Solofoniaina Thierry, mpiara-mitantana amin’ny filohan’ny fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny faran’ny herinadro teo. Dingana voalohany amin’ny fandraisana an-tanana ny zo fototra amin’ny fahazoana jiro sy rano izay notakin’ireo mpianatra nandritra ny fotoana maharitra izany. Hoan’ny eny […]
« Artivisme 2025 » -Nifik’Akanga: Adisisika miaraka amin’ny mpanakanto hiadina amin’ny herisetra
Manohana ny Nifin’Akanga amin’ny fampiroboroboana ny zo ara-pananahana sy ny ady amin’ny herisetra atao amin’ny vehivavy ny Amplify Change. Araka ny fanadihadiana natao ny taona 2020, nahatratra 4% tamin’ny vehivavy nohadihadiana no nilaza fa niharan’ny herisetra. Fomba iray azo ampiasaina ny zavakanto hivoizana hafatra fanentanana hiadiana amin’izany. Naseho tao amin’ny […]
“World Judo continental” : Hatao ao RD Congo ny fifaninanana
Fantatra izao fa horaisin’ny RD Congo ny fifaninanana “World Judo continental Team Championship for peace 2026”. Notanterahina ny zoma lasa teo, tao Kinshasha, ny fifanaovan-tsonia eo amin’ny minisitry ny Fanatanjahantena congoley, Didier Budimbu Ntubwanga sy i Marius Vizer, filohan’ny International judo federation (IJF). Miavaka ity hetsika ity satria ivondronan’ireo kalazalahy […]
Taranja bisikileta : Nanjaka tamin’ny lalaon’ny RN1 i Houlder Mohamed
Notontosaina omaly, teny amin’ny lalam-pirenena voalohany, ny fifaninanana taranja bisikileta, RN1 milalao. Mbola nisongadina tamin’ity indray i Mohamed Houlder, solontenan’i Madagasikara any amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sady milalao ao amin’ny klioba COSPN. Araka ny fanazavana azo, nataony hanomanana sy hiatrehana ny fifaninanana afrikanina ny lalao tahaka itony […]




