“Tsy mbola afa-manolotra ny tatitra feno ry zareo, fa mbola eo am-pamaranana an’izay. Maro ireo olona nihaonana. Mbola ao anatin’ny fandaminana sy fandrindra an’ireo vaovao voaangona ry zareo amin’izao.” Io ny fanazavan’ny sekretera jeneraliln’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Ratsimbazafy Eric, teny Iavoloha, afakomaly, ny amin’ny famaranan’ny iraky ny Sadc ny angom-baovao natao […]
Auteur/autrice : Adnews
Masoivoho britanika : “Manohana ny foto-kevitry ny filohan’ny Fanavaozana”
Nihaona tamin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, ny masoivoho britanika. Manohana ny foto-kevitry ny filohan’ny Fanavaozana izy, araka ny nambarany. “Ny fanjakana britanika dia manohana mafy ireo foto-kevitra roa lehibe izay nangatahin’ny filohan’ny Fanavaozana sy ny vahoaka malagasy: ny fifidianana malalaka sy ara-drariny, ary ny ady amin’ny kolikoly.” Io ny […]
FANTINA sy FINTINA
Tafaverina an-tanindrazana rehefa avy nanao sesitany ny tenany tany Frantsa, i Fanirisoa Erinaivo. Nambarany fa mitohy ny fanadihadiana ny mpandraharaha, Ravatomanga Mamy, atsy Maorisy. « Miandry ny tohiny isika. Miafara amin’ny sazy izany raha meloka izy », hoy izy teo am-pahatongavana teny Ivato. Maro ireo olona nitsena azy teny an-toerana. Nidera ny […]
Antenimierampirenena: 80% amin’ireo depiote Irmar no nisintaka
Nanao fanambarana ireo depiote lany tamin’ny vondrona Irmar, ahitana antoko sy fikambanana politika maro. Nisintaka niala izy ireo ary hanangana maro anisa vaovao. Nambaran’izy ireo teny Tsimbazaza, ny sabotsy teo, fa 80% ireo nametra-pialana tsy ho ao anatin’ny vondrona parlemantera Irmar intsony. Anisan’ny anton’izany ny fahatsapana ny tarainan’ny vahoaka sy […]
Mahalala vahoaka
Ny mpitondra no mitondra dia ny vahoaka. Ny vahoaka no hoe tompon’ny fahefana, tompon’ny teny farany. Izy koa no antom-pisian’ny mpitondra, fa ho an’ny vahoaka izay ataony. Misy fiantraikany amin’ny fiainana andavanandro mandavantaona. Ho amin’ny fiainana tsaratsara kokoa hatrany… Lanja miakatra! Mahalala izay mahazo ny vahoaka ve ny mpitondra? […]




