Nampahafantatra ny fitaleavam-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ao Bongolava fa ao anatin’ny fampandrosoana ny fanodinam-bokatra ho fampiakarana ny toekarem-paritra izy ireo. Miantso ireo liana amin’ny fampiasana milina ho fitotoana voa madinika, izay tetikasa iarahana amin’ny Mic, ity atao ity. Fahavalon’ny fikorianan’ny rano ny tsikafonkafona sy ny fako […]
Auteur/autrice : Adnews
Holafitry ny mpandrefy tany : Mitaky fanovan-drafitra hisitrahan’ny vahoaka ny zony
Maniry ny hisian’ny fanovan-drafitra ny Holafitry ny mpandrefy tany eto Madagasikara. Mitaky ny fanovana tanteraka ny rafitra hitantanana ny tany eto an-toerana izy ireo mba hisitrahan’ny vahoaka eny ifotony ny zony ary hitondra fampandrosoana ho an’ny firenena ny fampiasana izany. Tokony hotohizana ary hamafisina ireo fanatsarana nentina tamin’ny fanavaozana nimasoana […]
Fananan-tany : Novahana haingana ny olana
Nifarana omaly ny herinandro manokana ho an’ny fitarainana sy fihainoana ny rehetra momba ny fananan-tany, tetsy Anosy. « Tanjona ny hanokafana sehatra mivantana ho an’ny olom-pirenena ka ahafahan’izy ireo mitondra ny fitarainany sy manazava ny olana atrehiny. Misongadina manokana tamin’izany ny fanadihadiana sy ny famahana haingana ireo olana ateraky ny boky […]
Fampivoarana ny tanàna: Hanatsarana ny faritra iva ny tetikasa Produir
Anisan’ireo tetikasa lehibe tanterahin’ny fanjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny Produir. Mitohy ny fandaharanasa ary tsy miova. Mikendry ny hanamafisana ny rafitra fivoahan’ny rano maloto sy hanatsarana ny fahadiovana amin’ny faritra iva eto amin’ny tanànan’Antananarivo sy ny manodidina ity tetikasa ity. Iarahana amin’ny fanohanan’ny […]
Fanaovam-baksiny : “Zava-dehibe ny fanohizana ny asa”, hoy ny Hina
Manahy ny amin’ny tsy hitohizan’ny asa fampisitrahana vaksiny ny zaza malagasy ny Vovonan’ny firaisamonim-pirenena Hina sy ny tambajotran’ny tanora Nosy W, araka ny fanazavan’ny filohan’ny filankevim-pitantanany, Faniry Hantarinivo, omaly. Mbola miankina betsaka amin’ny mpiray ombon’antoka ny vola ampiasaina amin’izany. Misy ny asa efa nataony, nanao tantsoroka nahafahana namaly ny filana […]




