Auteur/autrice : Adnews

Governemanta vaovao: Tokony hisokatra amin’ny rehetra

“Tokony hisokatra amin’ny rehetra ny governemanta. Heverina fa rariny izany”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny Irmar tao Ambatofinandrahana, Razafindrabary Narson Seth Jean Richard, ny amin’ny fananganana governemanta vaovao amin’izao. Misy fanehoan-kevitra maro mila henoina izay antony mahatonga ny olona manao fitakiana. Maro ny manao fitakiana fa tsy […]

Ravatomanga Maminiana : Tsy miombon-kevitra amin’ny fanonganam-panjakana

Nivoaka amin’ny fahanginany manoloana ny resabe momba azy ny filoha tale jeneraly (PDG) ny vondrona orinasa Sodiat, Ravatomanga Maminiaina, omaly. Anisan’ny nitondrany ny heviny ny momba ny raharaham-pirenena. Nambarany fa miray fo amin’ireo mpandraharaha, namany, voaroba ny tenany. Efa nisy ny valin-tenin’ny filoha Rajoelina Andry manoloana ireo fitakiana samihafa. « Tsy […]

Seranan-tsambo: Efa antitra ny fotodrafitrasa maro

Madagasikara, Nosy lehibe aty amin’ny ra­nomasimbe India­nina, anisan’ny manana seranan-tsambo maro­maro manodidina azy, antoky ny toekarena. Seranan-tsam­bo lehibe indrindra ny ao Toamasina, hifanakalozana ara-barotra hatrany amin’ny 80%, falehan’ireo sambo vahiny eto an-toerana. Faharoa lehibe ny any Taolagnaro, Ehoala, vao tamin’ny 2009. Ny any Antsi­ranana, Mahajanga, Toliara, sokajiana ho seranan-tsambo fanampiny. […]

INDRAY MIJERY

Tao amin’ny rindrin’ny tambajotra sosialin’ny fitaleavam-paritry ny Fanabeazana eto Analamanga (Dren) no nanamafy ny fanambarana fa mbola miato aloha ny fampianarana amin’ny sekoly ambaratonga voalohany sy garabola, nanomboka omaly ho an’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, Avaradrano, Atsimondrano ary ny Cisco Ambohidratrimo. Mahatsiaro ho ankilabao hatrany ireo olona manana fahasembanana manoloana ny […]

Onivesiten’i Fianarantsoa : Nanaiky fandaminana ny mpianatra

Taorian’ny korontana ni­tran­ga ny sabotsy teo, tany Fianarantsoa, nifanatona nivory, ny alahady, ny tomponandraikitra. Nahitana ny governoran’ny faritra Matsiatra Ambony, ny préfet ao Fia­narantsoa, ny ben’ny Tanàn’ny kaominina ambonivohitra Fia­narantsoa, ny procureur, ny filohan’ny Oniversite, sy ireo sojabe ary ireo ary ny mpianatra eny amin’ny Oniversite izany, hoy ny fanazavan’ny […]