Auteur/autrice : Adnews

Vono olona mahatsiravina: lehilahy roa hita faty nihoson-dra

Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana Rahajatiana Fenohasina, 29 taona sy Randriamahaleo Sitrakiniana, 27 taona, afakomaly alina. Hita faty tao Ambatobe, kaominina Betatao, distrikan’Anjozorobe izy ireo, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 8 ora. Nahita ny razana ny olona mpandalo, nampandre ny tomponandraikitra isan’ambaratongany. Nampandre ny zandary indray ny ben’ny Tanàna, taorian’izay. […]

Madagascar Airlines: un ATR cloué au sol faute de moteurs de réserve

Les perturbations des vols persistent au niveau de Madagascar Airlines en raison du retard dans la livraison de deux moteurs. Ces moteurs sont actuellement soumis à des opérations d’entretien réglementaire dans des ateliers en Europe. La compagnie nationale attend désormais leur réception, après plusieurs reports successifs, a indiqué sa direction […]

Fandraharahana: hiara-hiasa ny UniPod sy ny MDE

Tanjona napetraky ny Pôle entrepreunariat– hub entrepreneurial 2026, andiany voalohany, ny hanovana ny hevitra sy vokatry ny fikarohana ho lasa orinasa sy harena ho an’i Mada­gasikara. Mifanaraka amin’ny vinan’ny minisiteran’ny Fam­pianarana ambaratonga am­bony sy ny fikarohana ara-tsiansa, amin’ny alalan’ny UniPod, eo ambany fitanta­nan’ny Fitaleavan’ny fikaro­hana sy ny haivao izany. Mahatonga […]

Fiainam-piarahamonina: mahazo tsiny ny fanabeazana sy ny kolo saina

Vono olona atsy, fakana an-keriny aroa. Sorona? Fa misy inona?… Mikorontana ny fiainam-piarahamonin’ny Mala­gasy. Firenena voaozona? Misy mamboly horohoro? Voakitika ny tontolon’ny fanabeazana sy ny kolontsaina. Tsy voahaja intsony ny soatoavina. Nanjary mora sy tsotra amin’ny Mala­gasy ny mandatsaka aina, sns. Mikorontana ny fiainam-piarahamonina malagasy. Mahazo tsiny ny fanabeazana. Tsy […]