Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Miantso ny mpiray tanindrazana hanakalo maimaimpoana ny vola rovitra na simba ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM). Vola taratasy manan-kery sy ara-dalĂ na ireo hatakalo, tokony ho feno mihoatra ny antsasany (+51%) ny faritry ny vola mba hahafahana manamarina azy. Mila hita mazava ihany koa ny laharam-pamantarana. Misokatra manomboka ny alatsinainy ka […]

Solika : Gazoala 60 tapitrisa litatra hiantoka ny famatsiana

Vita sonia ny alakamisy teo, teny Ampandrianomby, ny fifanaraham-piaraha-miasa hampindramana gazoala 20 000 mÂł sy hivarotana gazoala 40 000 mÂł eo amin’ny orinasa State Procurement of Mada­gas­car (SPM) sy ny vondron’ireo mpandraharaha amin’ny solika eto Madagasikara (GPM). Tanjona ny hampitombo ny tahiry sy hiantohana ny famatsiana manerana ny Nosy mialoha […]

Salon de l’Auto : Hasongadin’ny GCam ny teknolojia niomerika

Andiany roa miaraka! Hatao ny 25 hatramin’ny 27 septambra, sy ny 1 hatramin’ny 4 oktobra ho avy izao, eny amin’ ny CCI Ivato, ny Salon de l’Auto Madagasikara. Mikara­kara azy ny Vondrona mpanafatra fiarakodia eto Madaga­sikara (GCam). Lohahevitra noraisina amin’ireo andiany roa ireo ny hoe: « fivezivezena lalintsaina » (MobilitĂ© intelligente), manaraka ny […]

CREM : Mandroso ny faritra misy indostria vaventy

Maneho hevitra ny mpahay toekarena, Andrianantoanina Jonah, anisan’ny mpanorina ny Vovonana mandalina ny toekarena eto Madagasikara (Crem). Nasiany teny ny fampandrosoana entin’ny indostria vaventy eny ifotony. Nasongadiny fa afaka ma­nova faritra iray manontolo ny indostria vaventy ao an-toerana. Satria, tsy mionona fotsiny amin’ny orinasa indostrialy fa mahakasika sehatra maro, toy […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy fanatanterahana andraikitra sy tsy fahatomombanana fikarakarana antontan-draharaha ary ny tsy fanajana ireo adidy aman’andraikitra takin’ny asa. Ireo no antony fototra nampiatoana ny mpitsara telo eo anivon’ny fampanoavana ao amin’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac), Antananarivo, araka ny fampitam-baovaon’ny fitaleavan’ny serasera eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana, omaly. Hamafisiny fa ampiharina amin’ny […]