Iray amin’ireo Maître exploitant (Mex) nofanin’ny Agrisud Ramaholiarimanana Vololomboahangy Pascaline, ao amin’ny fokontany Tanetibe, kaominina Analavory, distrikan’i Miarinarivo, tamin’ny andiany faharoa, ny taona 2014. Nanomboka teo no niara-niasa tamin’ny tetikasa izy ary nahatsapa fa nitombo ny velaran-tany nambolena rehefa nanao “courbe de niveau” ary niakatra koa ny lanjam-bokatra. Nihena ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa “Mahavotra” : Ho matihanin’ny tontolo ambanivohitra ireo tantsaha
Miara-dalana amin’ny tetikasa “Mahavotra” amin’ny fanapariahana ny teknika agro-écologique ireo Maître exploitant nampiofanin’ny Agrisud tao anatin’ny 14 taona. 500 mahery kely ny isan’ny Maître exploitant nampiofanin’ny Agrisud, anatin’ny tetikasa “Mahavotra”, izay misy andiany dimy, hatramin’izao. Amin’ireo niofana tao anatin’ny andiany valo, 450 mahery no mbola am-perinasa, araka ny fanazavan’ny teknisianina […]
TARATRY ny KANTO
« Ahoana ny hoavin’ny literatiora malagasy? » Izany no lohahevitra hiaraha-mizara mandritra ny kafe literera “Bar à livres” izay hatao eny amin’ny Le Park Bemasoandro-Itaosy, anio amin’ny 3 ora tolakandro. Adihevitra iarahana amin’ireo poeta, mpanoratra, mpanao slam ary mpandala ny literatiora amin’izao fotoana izany. Orad Ravalison, Indiamahery, Libertador, Tagman Namtag ary i […]
Fanehoana ny hatsaran’i Madagasikara: Namoaka clip « C’est la bella vita » i Paskero
Nampahafantarina omaly, tao amin’ny foiben’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara etsy Ambohidahy, ny fivoahan’ny rindrantsary (clip) « C’est la bella vita », sanganasan’i Paskero. « Tiako ity firenena ity. Babon’ny hakanton’i Madagasikara aho ka izay no anisan’ny antony lehibe namoahako ito rindrantsary ito », hoy ity mpihira teratany frantsay ity. Tany amin’ny volana […]
Any amin’ny tanàn-dehibe efatra : Raikitra ny Tremplin Madajazzcar
Hanomboka tsy ho ela ny “Madajazzcar Festival”. Mialoha izay, raikitra fa hisy ny « Tremplin Madajazzcar 2025 ». Tanàn-dehibe efatra eto Madagasikara no hanatanterahina azy io: Antananarivo, Antsirabe, Fianarantsoa ary Toamasina. Hizara roa ny fandaharam-potoana, amin’ny ankapobeny. Fanofanana ireo mpitendry zavamaneno tia milalao jazz sy fifaninanana hotanterahin’izy ireo. Ho an’Antananarivo manokana, ny […]




