Auteur/autrice : Adnews

Tsipy kanetibe – “Mondial 2025” : Hanoman-tena any Frantsa ny vehivavy

Tsy manao ambanin-javatra ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy vehivavy, ny Federation sport-boule malagasy (FSBM). Mialoha izany fihaonana an-tampony izany, izay hatao ao Douaisis France, ny 9 ka hatramin’ny 12 oktobra ho avy izao, andeha hanoman-tena mialoha any an-toerana ny ekipa malagasy. Nanainga ny talata lasa […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina any Algerie, ny 14 hatramin’ny 21 septambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy vehivavy. Hiara-dalana amin’izany koa ny dingana kaontinantaly eo amin’ny “IHF Trophy”. Tsiahivina fa mandray anjara amin’izany ny Akion’i Madagasikara. Ekipa lehilahy 16 sy vehivavy 10 no hifaninana amin’ny fiadiana ny […]

Rugby – “Top 8 Mada” : Hifandona ny TFA sy ny TFMA

Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohata­pe­naka, ny alahady 24 aogositra ho avy izao, ny dingana ampahefa-dalana, hiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 8 Mada”. Hiatrika izany ireo ekipa 8 voalohany tamin’ny “Top 12” farany teo, Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fihaonan’ ny TFA Anatihazo (Pilokely) sy ny TFMA Ankasina (Boaikely manohitra). […]

Fonjamby-Tompondakan’i Afrika: Nandrombaka medaly 17 ny Malagasy

Fahombiazana indray ny an’ny Malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Jeunes sy Junior, natao tany Ghana, tamin’ity herinandro ity. Medaly 17 no azon’i Madagasikara. Taranja mampamiratra ny Malagasy hatramin’izay ny fibatana fonjamby. Mbola noporofoin’ny Mala­gasy atltela izany nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Jeunes sy Junior, natao […]

Hetsika tao Ambositra : Notsiahivina ny kolontsaina « Volambetohaka »

Tontosa ny 14 ka hatramin’ ny 17 aogositra lasa teo ny fan­kalazana ny « Volambetohaka 2025 ». Notsiahivina tao ana­tin’ny telo andro tamin’izany io kolontsainan’ny Betsileo avaratra ao anatin’ny faritr’Amo­ron’i Mania io. Anisan’ny nandray anjara ireo distrika miisa efatra, ahitana an’Ambositra, Fandriana, Ambatofinandra­hana ary Manandriana. Na­nampy izany ny avy any Imady Ala. […]