Vita ny famotorana ireo Maorisianina, tra-tehaka tsy nanana taratasy tany Sava. Mpanao trafikana zava-mahadomelina karohin’ny Interpol izy ireo. Nalefa eny Tsiafahy avy hatrany. Notazomina vonjimaika eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, ireo Maorisiana miisa efatra niditra an-tsokosoko teto Madagasikara, taorian’ny fampanoavana ny faran’ny herinandro teo. «Niditra an-tsokosoko sy tsy nisy taratasy mazava, […]
Auteur/autrice : Adnews
Kaonseritra Asandrato: Antoko mpihira telo hidera an’Andriamanitra
Fankalazana telo sosona no hotanterahina ny sabotsy 15 aogositra ho avy izao, ao amin’ny efitrano Havoria Anosy. Eo ny taon-jobily volafotsy (50 taona) ny Sampana Tanora Kristianina (STK) Tia FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro. Ny faha-35 taona namoronan’Atoa Razafindrazaka Handrisoa, hira fiderana tao amin’ny antoko mpihira Anjomaran’ny Fitiavana, FJKM Tranovato Fitiavana […]
Jazz@Tohatohabato: Nanana ny lazany i Madagasikara sy ny kantony
Efa tazana hatry ny ela ? Hanana ny hoaviny mamiratra ny tontolon’ny jazz eto Madagasikara. Nientana ny teny an-tsehatra. Tahaka izany ihany koa ny mpijery. Maro ny feo re fa niavaka ny… «… Mahay ianareo Malagasy, indrindra fa ny tanora. Manan-talenta ianareo… », hoy ireo vahiny tonga teny amin’ny famaranana ny fampisehoana an-tsehatra […]
INDRAY MIJERY
75 ny distrika nahitana trangana Mpox hatramin’ny faran’ny herinandro teo, 34 no manana marary amin’izao fotoana izao, araka ny fanambaran’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly. Nanomboka ny 18 desambra ka hatramin’ny 8 aogositra, nahatratra 3272 ny tranga voamarina, 22 no maty ary 2342 ireo sitrana. Misy fampitandremana noho ny hamafin’ny rivotra any […]
Autisme Madagascar : Manan-danja ny fiatoana ny ray aman-dreny
Manao hetsika ho an’ny ray aman-dreny manana zanaka hafakely ny Autisme Madagascar. Tanterahina amin’ny faritra 10 manerana ny Nosy izany. Mihaino sy manampy azy ireo amin’ny fitaizana ny zaza izany. Miara-miasa amin’ny manam-pahaizana manokana toy ny Dokotera sy mpandinika ny saina ny fikambanana. Tanjona ny fanohanana ho enti-manampy ny ray […]




