Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Misolo tena miaro ny voninahi-pirenena malagasy amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny sokajy zokiny, « vétérans », atsy Sarajevo, ny 20 hatramin’ny 24 septambra 2026, Randrianjohany Ivan, atleta avy amin’ny Diaspora malagasy Judo. Nihintsana teo amin’ny 1/16ndalana moa ity solontena malagasy ity. Hotontosaina any Fianarantsoa, ny 29 oktobra hatramin’ny 1 […]

Baolina kitra atsy Maurice : Lasa mpanazatra ny ASPL 2000 Rasoanaivo Titi

Nanomboka tamin’ny fa­nombohan’ny fifanintsanana afrikanina ho an’ireo ekipa tompondaka sy amboara, taranja baolina kitra, fantatra fa hanazatra ny ekipan’ny ASPL 2000 (Association sportive Port Louis) Maurice, Rasoanaivo Titi, eo amin’izany fifaninanana izany. Ekipa tompon’ny amboaran’i Mau­rice 2026 ary miatrika ny fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasionina ny ASPL 2000. Raha tsiahivina, anisan’ireo […]

Volley-ball – “Mada D1” : Hanomboka ny sabotsy izao

Mitohy ny fifaninanana ho an’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball (FMVB). Taorian’ny fahavitan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy D2, hiditra an-tsehatra indray ny D1. Hotanterahina manomboka ny sabotsy 26 septambra ka hatramin’ny 3 oktobra izao, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano izany. Afaka mandray anjara avokoa ireo ekipa avy amin’ny ligim-paritra mpikambana eo […]

Fifanintsanana Can 2026: Tsy matahotra ny Nizerianina ny Barea

Hiakatra an-kianja rahampitso, atsy Uyo, Nigeria, ny ekipam-pirenena malagasy izay hifandona amin’ny ekipa nasionalin’i Nigeria. Efa vonona ny mpilalao. “Andro iray sisa ”! Ho­tontosaina rahampitso, ao amin’ny Ki­anjan’ny Godswill Akpabio International, Nigeria, ny fi­haonan’ny Super Eagles Ni­geria sy ny Barean’i Mada­gasikara. Lalao tafiditra amin’ ny andro voalohany, fifanintsanana Can 2027 […]

VAOVAO TAMBATRA

Sakana amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Manakana ny famokaran’ny olona iray izany satria lany anaty fiara ny fotoana hahafahany mamokatra na koa mitrandraka na mandranto fahalalana. Voatery mampitombo ny tetibola entiny mivezivezy ihany koa izy ireo raha toa ka mikasa hanenjika fotoana sy hikatsaka tombontsoa hampivoarany ny fiainany. […]