Niova endrika sy fiasa ny botika Yas. Nosantarina ny 22 septambra teo ny toerana fandraisana mpanjifa, ny “New Concept Store”, nohavaozina eny amin’ny Zoom Ankorondrano. Tena maoderina no sady ampiasana ny teknolojia niomerika. Hita ao avokoa ireo tolotry ny Yas rehetra, toy ny fikarakarana fidirana ho mpanjifa, ny internet, ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Toekarena maitso : Fako plastika 1 875 kg voahodina ho lasa dabilio
Manohy ny hetsika fandraisana andraikitra ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana ao Toamasina ny Helios Towers Madagascar. Tao anatin’izay, fako plastika milanja hatrany amin’ny 1 875 kg no voaangona sy voahodina ho lasa latabatra sy dabilio. Tetikasa hanohanana ireo sekoly simba taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani. Anisan’ireo hisitraka izany ny EPP Manangareza, EPP […]
Inbar-Afima : Nahazo fitaovana ireo mpanao fanaka volotsangana
Natao omaly, ny fanolorana fitaovam-piasana ho an’ireo mpikambana mikirakira ny volotsangana ao anatin’ny Association fivoarana malagasy (Afima) eny Andavamamba. Hanatsara ny kalitaon’ny vokatra sy ny teknika izany. Tamin’ny alalan’ny tetikasa International Bamboo and Rattan Organisation (Inbar), niaraka amin’ny Center for Malagasy Bamboo Ressource and Technology (CMBART) no nahafahana nanatanteraka izany. […]
FANTINA sy FINTINA
Manana ny tetikasany i Madagasikara fa anjaran’ny mpamatsy vola ny manampy ny fanatanterahana azy, araka ny nambaran’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana, omaly, teny Ivandry. «Kely ny fampiasantsika ny vola azo hatramin’izay. Lasa lavabe ny fotoana hamoahana ny vola ka efa nasiantsika fanovana izany», hoy izy. Nivoaka tamin’ny fahanginany ary naneho ny […]
Fihaonana tamin’ny Praiminisitra : Nangata-panazavana momba ny fanavaozana ny PTF
Notanterahina teny Ivandry, omaly, ny fihaonan’ny governemanta sy ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF). Maromaro ireo fangataham-panazavana nataon’ireo mpamatsy vola momba ny raharaham-pirenena. Novalian’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana sy nohazavainy tamin’izany ny laharam-pahamehan’ny fitondram-panjakana. Anisan’ny maika, araka ny nambarany, ny fanatanterahana ireo fanavaozana ara-drafitra ho amin’ny fanavaozana maharitra, ny fikarakarana fifidianana […]





