Auteur/autrice : Adnews

Taxes sur le riz: la suspension saluée

Les organisations de défense des droits des consommateurs ont accueilli favorablement la décision récente de suspendre temporairement l’application des droits et taxes sur les importations de riz. Cette initiative vise à favoriser la concurrence et à offrir davantage de choix aux consommateurs selon leur pouvoir d’achat. Dix organisations re­grou­pées au […]

TSELATRA

Notanana am-ponja, afakomaly, voasambotry ny polisin’ny Fip, ny jiolahy nanafika mpivarotra iray tao amin’ny Cité Valpinson, Toamasina, ny harivan’ny alakamisy 20 aogositra. Niantso vonjy ny mpivarotra ka nifanenjehan’ny fokonolona ireo mpanao ratsy. Tratra ny iray ary nahitana fitaovam-piadiana teny aminy. Vehivavy nisoloky vola an-tapitrisa voasam­botry ny polisy tao Toamasina, afakomaly. […]

Tsiroanomandidy : Mpihady volamena maty nihotsahan’ny tany

Namoy ny ainy ny roa ta­min’ireo mpihady volamena efa-dahy nihotsahan’ny tany tao Tsimbilovolo, fokontany Mandrosoarivo, kaominina Fierenana, distrikan’i Tsiroa­nomandidy, afakomaly. Mpi­tran­draka am-polony no mivelona amin’ny asa fitrandra­hana volamena ao amin’ny kariera iray anatin’io fokon­tany io. Nitranga tampoka ny loza, ny sabotsy 22 aogositra teo. Nianjera ny tamboho le­hibe iray nanamorona […]

Horonantsary mamoafady : Zazavavy 13 nohararaotina

Zazavavy miisa 13, 4 hatramin’ny 15 taona, lasibatry ny asa ratsy nataon’ny ramatoa iray tao Aranta, kaominina Mahajanga. Nosamborin’ny mpitandro filaminana miasa ao an-toerana, ny zoma 21 aogositra lasa teo, ny ramatoa iray taorian’ny fitarainana voaray, ny faran’ny herinandro teo. Nitoroka tamin’ny ray aman-dreniny ny iray tamin’ireo zazavavy lasibatra. Nitaraina […]

Ambohimanga Rova : Roa vavy niaraka hita faty

Tovovavy 17 taona sy 21 taona hita faty teny Ambohimanga Rova, omaly. Novonoina tamin’ny alalan’ny zava-maranitra avokoa izy ireo. Vatana mangatsiaka, an’i Stephanie sy Haingo­tiana, no hany sisa hi­tan’­ny fianakaviany tao An­dra­­nomatsatso, kaominina Am­bo­himanga Rova, omaly. «Voa­rasa antsy teo amin’ny tendany i Stephanie ary tsatoka zava-maranitra indimy no hita teo […]