Auteur/autrice : Adnews

TSELATRA

Tafakatra enina ireo voarohirohy tamin’ny famonoana an’i Finaritrasoa Valimbavaka, zazalahy 6 taona, tetsy Ambodizana, fokontany Tsarahonenana, kaominina ambanivohitra Fenoarivo, ny alatsinainy teo. Anisan’izany ny reny niteraka azy, ny raikeliny, ny anadahin- dreniny, ny anadahin-dreniny hafa, ny anabavin’ny raikeliny ary ny rahalahin’ny raikeliny. Ampangaina ho nanao herisetra tamin’ilay zaza izay niteraka […]