Auteur/autrice : Adnews

toamasina – Angovo : Ho antoky ny fampandrosoana

Mazava ny paikadin’ny Tetikasa Volobe II CGHV (Com­pagnie générale d’hydroéléctricité de Volobe, II). Ny fahaleovantena amin’ny angovo no antoka hampandrosoana an’i Toamasina. Fantatra izany nandritra ny atrikasa nokara­karain’ny laboratoara Fidepa, ny alatsinainy 11 mey teo. Andrasan’ny CGHV, ny Spat, ny Oniversiten’i Toamasina ary ny Antenimieran’ny varotra ireo fiarahamonim-pirenena sy mpandraharaha […]

Olan’ny rano : Fantsona efa antitra 64 km hosoloina

Anisan’ny tena olana amin’ny famatsian-drano eto an-dRenivohitra ny fantsona efa antitra sy harafesina. Ankehitriny, efa an-dalam-panatanterahana ny fanoloana azy ireny, raha tsy nety vita hatramin’izay fa nijanona ho fikasana ihany. Feno 50 taona ny orinasam-panjakana Jirama. Anisan’ny tena mampitaraina ny mpanjifa tato aho ato ny fihenan’ny famatsian-drano, ka nilazan’ny mpitantana […]

TARATRY ny KANTO

« Tononkalo iray, firehana maro ». Io ny lohahevitry ny fampirantiana tononkalo hataon’i India­mahery, ao amin’ny IKM Antsahavola, manomboka anio, amin’ny 11 ora. Asa sorany maromaro no notsongain’ity mpanoratra, poeta, mpanao slam ary mpampiofana momba ny soratra ity, mandritra izany. « Amoron’i Maniart 3 », hetsika ho an’ny kolontsaina an-tanàn-dehibe, any Amoron’i Mania. Hotontosaina […]

Valiha Académie : Hofohazina ny lalao fahiny

Tsy hijanona fotsiny amin’ireo sampana efa misy sy velona ao aminy ny foibe fikarohana sy fampianarana momba ny kolontsaina malagasy « Valiha Académie », fa hiroso amin’ny fanatevenana izany. Fantatra, omaly, fa hofohazin-dry zareo ireo lalao fahiny. Hanana endrika tari-dalana izany, amin’izao vao manomboka izao, raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Ireo zaza sy […]