Loza mitatao! Maro loatra ireo horonantsary mamoafady miparitaka, indrindra anatin’ny tambajotran-tserasera. Efa sady tsy voafehin’ny Malagasy ny fampiasana azy ireny, no lasa fitaovana manimba ny ankizy sy ny tanora ihany koa. Manoloana ireo tranga marobe nahazoana fitarainana, namoaka taratasy fampahatsiahivana ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera. « Iarahantsika mahita fa mihabetsaka […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsipy kanetibe Analamanga: Tompondaka ny ekipan’ny Pac sy ny UBMT
Tontosa ny alatsinainy lasa teo, teny amin’ny Kianja Betongolo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe. Voahosotra ho tompondaka, teo amin’ny sokajy lehilahy, ny Pac, nahitana an’i Hery Morondava sy i Balôty ary i Eliot. Resin’izy ireo tamin’ny isa 13 no ho 6, teo amin’ny famaranana, ny ekipan’ny […]
Fifamindrana mpilalao: Tsy marisika ireo ekipa lehibe, misafidy ny tsy hanova
Fe-potoana dimy andro ihany no nomen’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ahafahana manao fifindrana mpilalao anatin’ity taom-pilalaovana ity. Samy naneho ny heviny ireo klioba goavana toy ny Fosa, Disciples, Elgeco Plus, CFFA. Navoakan’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ ny baolina kitra (FMF), afakomaly, fa efa nanomboka ny 11 ka hatramin’ny 16 mey […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanokana 23 miliara euros ho an’i Afrika i Frantsa. Hifantoka kokoa amin’ny fampiasam-bola io sorabola io, izay nampitomboina, fa ahena kosa ny fanampiana ara-bola. Midika izany fa ny fiaraha-miombon’antoka na fampiasam-bolan’ny orinasa frantsay no hitombo, manoloana ny fifaninanana ataon’ny firenen-kafa, toa an’i Sina, ny arabo, izay hita miroborobo sy miha […]
Madagascar Airlines : Nanazava ny zava-bitany i Thierry de Bailleul
Nitondra fanazavana mahakasika ny fitantanana nandritra ny naha tale jeneraly azy teo aloha tao amin’ny Madagascar Airlines, i Thierry de Bailleul, omaly. Nampahafantarany fa vitany ny nanarina ny kaompania nandritra ny 21 volana tamin’ny alalan’ny drafitrasa Phénix 2030. Nokianiny tao anatin’izay ny tsy fietezan’ny rafi-pitantanana nataon’ireo tomponandraikitra samihafa. Nasongadiny fa […]




