Namoy ny ainy vokatry ny sotasota natoan’ny olon-dratsy indray ny lehilahy iray 45 taona tamin’ny fokontany Ankimimasy, Ambarognabo Ampanihy Andrefana, ny faran’ny herinandro teo. Vatana mangatsiaka, novantanin’ny fianakavian’io raim-pianakaviana manana toe-tena varira io. Tsy nisy loha intsony ilay lasibatra nandritra ny fahitan’ny fokonolona sy ny tomponandraikitra azy, tamin’io fotoana io. […]
Auteur/autrice : Adnews
Résultats du CEPE: le taux de réussite en baisse à Antananarivo Renivohitra
A Antananarivo Renivohitra, le taux de réussite au Certificat d’études primaires élémentaire (CEPE) a enregistré une légère baisse de 0,61 points par rapport à l’année dernière, si on se réfère à la publication du ministère de l’Education nationale sur son site hier. Comme annoncé, les résultats du CEPE ont été […]
FOCUS VONJY CONSERVATEUR DE DISQUES VINYLES
Baolina kitra –1/8 Yas Coupe 2026: Mbola hihaona indray ny Ajesaia sy ny Disciples FC
Efa fantatra avokoa ireo ekipa mpifanandrina mandritra ny ampahavalon-dalan’ny amboaran’i Madagasikara, « Yas Coupe », taorian’ny antsapaka nataon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) tao amin’ny pejiny, omaly. Mbola hihaona indray eo amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra, «Yas Coupe 2026», ny Ajesaia Bongolava sy ny Disciples FC Vakinankaratra. Tsiahivina […]
Ekipa afrikanina : Côte d’Ivoire sy i Ghana ihany no hany nahazo fandresena
Eo ho eo ny vokatra azon’ireo ekipa afrikanina miisa 10 miatrika ny “Mondial 2026”. Ireo firenena efa kalaza no mihitsoka nandritra ny andro voalohany. Kely fa manahirana ireo “Goliata” eoropeanina kosa ry zalahy vao sambany miatrika ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ity. Sady tsy ratsy no tsy tsara ny […]




