Auteur/autrice : Adnews

Tsy mahavita tena!

  Nafotaka ny fotoam-panokafana ny fankalazana ny herintaona nisian’ny hetsika “Gen Z”, izay niafara tamin’ny fionganan’ny mpitondra teo aloha. Fety nialohavana fotoam-bavaka izany. Andaniny, misy ny faly. Ankilany, mbola maro no mitomany sy malahelo noho ny hadisoam-panantenana. Nivadika manko ny rasa. Ny mpitolona sy ny mbola mitady ny tena fanovana […]

Hetsi-pahatsiarovana : Misara-kevitra ny tanora mpitolona

Natomboka tamin’ny fotoam-pivavahana, omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena, ny tsingerin-taonan’ny tolona 2025. Misara-kevitra momba izany anefa ireo tanora mpitolona. «Izahay filohan’ny mpianatra avy eny Vonto­vorona sy Ankatso, angady nananana sy vy nahitana ny tolona tamin’ny 25 septambra 2025 dia mahatsiaro tena sy matahotra». Io ny nambaran’ny solontenan’ny mpianatry ny oniversite […]

Karaté : les combattants qualifiés pour le mondial, montent en grade

À peine rentrée au pays après les championnats d’Afrique de karaté disputés du 5 au 13 septembre à Alger, la délégation malgache a été chaleureusement honorée à l’Académie nationale des Sports (ANS) d’Ampefiloha par la fédération de karaté-do de Madagascar (FKM). Dans un rendez-vous continental particulièrement relevé, dominé par les […]