Nitohy omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja handball, sokajy zandriny, lahy sy vavy. Misongadina eo amin’ny vokatra azony ny ekipan’ny HC Est Atsimo Andrefana, sokajy junior, lehilahy. Fandresena telo misesy no azon’izy ireo ao amin’ny vondrona «B». Nandresy ny HTHB, tamin’ny isa 27 no […]
Auteur/autrice : Adnews
Judo-Mada 2026: Voatazon’ny Esca ny voalohany
Folo taona mahery izay, tsy mbola nisy naharombaka teo am-pelatanan’ny klioban’ny Esca ny anaram-boninahitra laharana voalohany. Azon’izy ireo indray izany nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, natao teny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny herinandro lasa teo. Vao tamin’ny andro voalohany dia efa nisongadina ny mpikatroka avy amin’ny Esca. Nanamarika ny […]
INDRAY MIJERY
Tombanana ho mafy ny Tsioka Atsimo any amin’ny morontsirak’i Atsimo Andrefana. Tombanana hahery, araka izany, ny ranomasina any amin’ny morontsirak’i Atsimo Andrefana sy Androy ary Anosy noho ny alondrano antonony avy atsimo andrefana manomboka anio ary hitohy rahampitso. Nahazo fampitandremana miloko mavo ireo faritra voalaza ireo. Nanatanteraka fitsidihana ny minisitry […]
ACSSQDA : Niofana ireo teknisianin’ny laboratoara
Mitana andraikitra lehibe ao anatin’ny rafitra nasionaly fanaraha-maso (système de surveillance) eto Madagasikara ny Ivontoerana misahana ny fanaraha-maso ny antoka ara-pahasalamana sy ny kalitaon’ny sakafo. Manoloana ny fitomboan’ny fepetra ara-barotra eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ilaina ny hananan’ny laboratoara ny fahaiza-manao ara-teknika eken’ny rehetra sy ny fomba fitiliana voamarina, mifanaraka amin’ny […]
Fahasalamana : Nilaharana ny tolotra maimaimpoana
Andro maneran-tany momba ny fahasalamana, omaly. Notanterahina teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny hetsika mifandraika amin’izany. Fizaham-pahasalamana maimaimpoana no nentina nanamarihina io andro io ka vao maraina dia efa nilahatra ny vahoaka hisitraka izany. Nisy ny fizahana fahasalamana sy fanomezana fanafody mifandraika ny aretina voatilin’ny mpitsabo. Notilina koa ireo aretina […]




