Laharam-pahamehana ho an’ny Orange Madagascar ny fanabeazana sy ny fanohanana ny ankizy hilofo amin’ny fianarana. Tetikasa roa no hampiharina manerana ny Nosy hanapariahana ny fampianarana niomerika sy hanohanana ny fiverenana an-dakilasy. Niroso tamin’ny fampianarana niomerika koa ny EPP Ihosy, ny fiandohan’ity herinandro ity, ao anatin’ny fandaharanasan’ny Fondation Orange. Notolorana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Omena sehatra ny rehetra. Tranga tsy fahita firy eo amin’ny tontolon’ny fiantsana tononkalo ny fanomezana sehatra hisokatra ho an’ny rehetra. « Rakotr’ainga, rakitr’ ainga », na ilay antsa malalaka hotanterahina anio, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny efitrano Dox, tranombokim-pirenena Anosy. Entanin’ny Faribolana Sandratra manokana ireo tanora te […]
Sanganasan’i Naka R. : Hokaloin’ny Feon’Analamanga
Ny sabotsy 11 avrily izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny efitrano malalaky ny trano fiantohana Aro Antsahavola, « hihira, hikalo, hivetso, hiritsoka, hiangaly amintsika ireo hira noforonin’i Naka Rabemanantsoa amin’ny endriny maha taranaka ny tarika ny Feon’Analamanga », hoy i Lydie Ratefiarison, filohan’ny Sehatra Bagasy. Nanteriny […]
« Star Tour 2026 »: Mbola mitoetra ny lazan’ny Paka Antsirabe
Tsy sakana ny jiro tapaka sy ny orana nisesy. Rakotra olona Antsirabe nandritra ny hefarana, nanatrika ny « Star Tour ». 120 000 mahery. Izay ny tomban’ny mpikarakara raha nanontaniana mahakasika ny isan’ireo olona nifety nandritra ny « Star Tour 2026 » teto Antsirabe. Porofo io fa mbola mitoetra hatrany […]
VAOVAO TAMBATRA
Tonga niantsona tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, teo amin’ny “Quai C4” ilay sambo lehibe GSL Arcadia, mirefy 277 m. Mbola izy ihany koa no sambo lehibe voalohany nampiasa ny ampahany vaovao amin’ity fotodrafitrasa mirefy 333 m ity. Miomana handray sambo lehibe kokoa i Toamasina, amin’ny alalan’ity fotodrafitrasa ity. Tetikasa natao hanamafisana […]




