Nitovitovy ny fotoana nipoirana. Samy manana ny mpitia ny sanganasany. Tsy mifanalavitra anefa izy ireo. Satria nisy fifamatorana akaiky teo amin’ny kanto atao. Hanamafy izany ny taranaky ny tarika Ny Voanio sy ny tarika Vola sy Noro. Iray amin’ireo fampisehoana an-tsehatra hiavaka hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity, eto an-dRenivohitra, ny […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Vita ny sonia fifanarahana arakasa eo amin’ny Fédération mutuelle de santé Miara-miahy sy ny Fisa Madagascar izay efa nahazo ny fankatoavan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tanjona amin’izany ny hanamafisana ny rafitra fiarovana ara-pahasalamana eny ifotony amin’ny faritra mbola voafetra ny fahazoana izany tolotra izany. Ny Fisa Madagascar no hiantoka ny famatsiana fanafody […]
Fandaharanasa Nova: Tanora 25 hisitraka vatsim-pianarana
Manolotra vatsim-pianarana ho an’ny ankizy 25 manana fahavononana sy voafantina hianatra ao amin’ny Arovy university mandritra ny 3 taona, ny Institut médical de Madagascar (IMM). Misokatra ho an’ny tanora manana bakalorea na mihoatra izany ny tolotra, raha ny fanazavan’ny rektoran’ny Arovy university, Ralijohn Niriana Emma. Hiatrika fiofanana mandritra ny 2 […]
Tetikasa Vatsin’ankohonana: Trano falafakely ho lasa trano vifotsy…
Manao fanamby mihitsy ny ankohonan-dRakotonirina Adris, ao amin’ny fokontany Lanivo, kaominina Vohimasy, fa na ho tapitra aza ny tetikasa Vatsin’ankohonana tanterahin’ny Fid, efa tafarina ny fiainana ary hotazomina ny traikefa rehetra hampandrosoana ny hoavy. “Tao anatin’ny roa taona, tena nihazakazaka ny fiakaran’ ny fari-piainana. Mpandray anjara mavitrika amin’ny Voamami izy […]
25 taona namokarana rindrambaiko : Manampy ny orinasa hivelatra amin’ny niomerika ny Softwell
Mamokatra “logiciel” ary mametraka izany amin’ny orinasa miaraka amin’ny fiofanana hahatonga azy ireo hahomby amin’ny sehatrasany no antom-pisian’ny Softwell, nanomboka ny taona 2001. Orinasa malagasy manampy ny orinasa hafa sy sehatra na rafitra amin’ny fampiasana rindrambaiko sy solosaina hirosoana amin’ny tontolo niomerika ny orinasa Softwell. Manamarika ny 25 taona nivoarany […]





