Auteur/autrice : Adnews

Commémoration du 25 septembre: une vidéo fait scandale

A quelques jours de la commémoration du premier anniversaire du mouvement du 25 septembre 2025, une vidéo montrant des jeunes distribuant de l’argent, suscite de vives réactions de l’opinion sur les réseaux sociaux. Entre accusations directes, menaces de poursuites judiciaires et justifications de l’utilisation d’une enveloppe de 40 millions d’ariary, […]

TSELATRA

Naharenesana poa-basy intelo tetsy Ambalavao Isotry, 15 km miala ny biraom-pokontany Ampefiloha, afakomaly, tamin’ny 6 ora latsaka fahefany. Notafihin’ny jiolahy miisa telo teny an-dalana ny lehilahy mpamongady iray. Nianjera tamin’ny tany ilay lasibatra sady notifirin’ireo jiolahy tamin’ny basy. Voaroba ny vola iray sakaosy teny aminy. Efa manaraka fitsaboana any amin’ny […]

Aretina hafahafa : Tsy ampy ny mpitsabo, 45 ny namoy ny ainy

Tafakatra 45 ireo olona namoy ny ainy vokatry ny trangan’aretina hafahafa any amin’ny kaominina telo, any amin’ny disitrikan’Ifanadiana, raha ny tatitra navoakan’ny depiote voafidy tany an-toerana, omaly. Anisan’ny ahitana izany, ny ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ampasi­nam­bo sy Fasitsara ary Maroha­ratra. Misy namoy zanaka telo sy efatra ny ray aman-dreny iray. […]

Anjozorobe : Ramatoa hita faty tao an-tranony

Natory tsy nifoha! Namoy ny ainy ny renim-pianakaviana iray nonina tao Foharamanana, fokontany Ambohibeloma, kaominina Anjozorobe, omaly maraina. Mpiara-monina no nahita ny vatan’ity ramatoa ity tsy nisy aina intsony teo ambony fandriany. Naharay fampahafantarana ny mpitandro filaminana momba ny tranga fahitana fatin’olona. Nidina ifotony nijery ny zava-nisy niaraka tamin’ny tomponandraikitra eo […]