Auteur/autrice : Adnews

D’un fait à l’autre

Un métis malgacho-italien de 24 ans a perdu la vie lors d’une plongée sur l’île Sainte-Marie, dimanche. En vacances sur l’île, il avait profité de ses moments de détente en pratiquant la plongée, une activité qu’il affectionnait particulièrement. Cependant, cette fois-ci, le destin en a décidé autrement. Le Fokonolona et […]

Fanodinana volamena: hanangana ozinina i Madagasikara

Hapetraka amin’ity taona 2024 ity ny ozinina malagasy voalohany hanodina volamena. Hanana tahiry 4 taonina isan-taona no tanjon’i Madagasikara. Haodina eto Madagasi­kara ny volamena mialoha ny hanondranana azy, araka ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny alahady teo. Hapetraka amin’ity taona ity ny ozinina mpanodina volamena (raffinerie aurifère) voatrandraka sy […]